| Entrée (1/2) | 1 ajojo |
| Radical | 2 jojo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asosa moramora misononoka [1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 9 Ajojo |
| Partie du discours | 10 nom propre (ethnonyme) |
| Explications en français |
11 nom donné aux Comorien(ne)s [1.5] |
| Exemples |
12 Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny ajojo mankany Dar-Es-Salam?
[2.471]
|
| Vocabulaire | 13 Histoire: clans, tribus |
| Synonymes | 14 kaomorianina, kaomorianina, kaomorianina, marovanjo, marovanjo, marovanjo |
| Anagrammes | 15 Ajojo, ajojo |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|