ahahy




 
  Citations : ahahy

1990Fox Leonard : Hainteny
numéro 204
Tsy mitady fitia mbola misy aho
fa ny lambako lena no ahahiko
ataovy fitia fatambary ny havanao
zahana maraina tadiavin-kariva