Index

Proverbes : zahatra

Proverbe Mampitaha lakana amin-jahatra. [Rajemisa 1985]
Mampitaha lakana sy zahatra. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Mampitaha zavatra roa izay hita avy hatrany fa mifanalavitra na ny bikany na ny tombany. [Rajemisa 1985]
Mampitovy zavatra roa tsy mitovy lanja na vidy velively. [Rajemisa 1985]

Proverbe Sady tsy ho an--dakana tsy ho an-jahitra : tsy hoandry tsy anila rano. [Samson 1965 #S7]
Sady tsy ho an--dakan-tsy ho an-jahitra, tsy handry tsy añila-rano. [Houlder 1895]
Tsy hidima ; tsy hive : tsy hoandry tsy anila-rano. [Samson 1965 #T167]
Interprétation malgache Sady tsy ho an-dakana no tsy ho an-jahatra, nefa tsy handry raha tsy eny am-pita. [Houlder 1895]

Index