|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : voatana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Didiana tsy ary somaka ; farafarana tsy ary voatana. [2.415 #3639]
Didiana, tsy ary somaka; faritana, tsy ary mitovy. [2.415 #3639, 2.653 #839] Didiana, tsy ary somaka; faritana, tsy ary voatana. [2.415 #3639, 2.558 #984, 2.653 #839] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | On coupe, c' est irrégulier; on limite, c' est inégal. [2.165]
On ne sait pas comment faire : défendre de faire la convention, on n' en voit pas encore l' inconvénient ; la faire on n' est pas sûr de la tenir. [2.415 #3639] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Cette expression se disait d' une convention sans témoins, sans formalités : elle n'a pas sa forme complète. [2.415 #3639] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|