Index

Proverbes : voankanina

Proverbe Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [Rinara 1974]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [Cousins 1871 #1726]
Traduction française Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [Veyrières 1913 #1837]

Proverbe Voan-kanina fony fahavaratra aho : raha mitsinjo rano fotsy mihetsika. [Rinara 1974 #4992, Cousins 1871 #3707]

Index