Index

Proverbes : rovitra

Proverbe 1Angalisa rovi-kazo, ka anarany no sisa. [2.165 #1331]
Angalisa rovi-kazo, ka anaran-tsy very no sisa. [2.558]
Angalisa rovi-kazo, ka ny anarana no sisa. [2.415 #407]
Angalisa rovi-kazo : ny anarany no sisa. [2.653 #229]
Basy angalisa rovi-kazo: anaran-tsy very no sisa. [1.1]
Interprétation malgacheEntimilaza zavatra, na olona koa aza, izay nahavita be tamin' ny androny, nefa efa antitra na simba ka ny anarany sisa mijanona. [1.1]
Traduction françaiseFusil anglais dont la crosse est usée : le nom seul lui reste. [2.415 #407]
Un fusil dont le fût est vermoulu, il n' a plus de fusil que le nom. [2.165]
Interprétation française"Angalisa" est le nom du mousquet à pierre introduit à Madagascar d'Angleterre, il y a une centaine d' années. [2.165]
Se disait des guerriers usés par l' âge et la maladie ; et aussi de toutes les personnes ou choses usées. [2.415 #407]

Proverbe 2Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana. [1.1]
Lamba sarik’ Ibadoadala: rovi-tsisin’ ny mpindrana. [2.653 #1305]
Lamba sarik' Ibodoadala : rovi-tsisin' ny mpindrana. [2.558 #116]
Interprétation malgacheAoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [1.1]

Proverbe 3Maro ny fahoriana, fa ny rovi-damba ririnina no isany. [2.415 #2526]
Traduction françaiseLes misères sont nombreuses : avoir des vêtements en lambeaux pendant les froids de l'hiver, en est une. [2.415 #2526]

Proverbe 4Zatovo rovi-damba, isak' izay mifanena amin' olona miraoka ny ahitra ihany. [2.558 #5081]
Zatovo rovi-damba : isak' izay mifankahita aman' olona, manaikitra ahitra foana. [2.415]
Zatovo rovi-damba : isak' izay mifankahita aman' olona, miraoka ahitra ihany. [2.415]
Zatovo rovi-damba, isan' izay mifankahita amin' olona miraoka ahitra ihany. [2.653, 2.165]
Traduction françaiseJeune homme qui a son lamba déchiré : chaque fois qu' il rencontre quelqu' un de sa connaissance, la honte lui fait mordre et mâcher de l' herbe. [2.415 #1599]
Un jeune homme portant un lamba usé va et vient avec les autres et est vu, mais il a honte. [2.165]
Interprétation françaiseEtant jeune et cherchant peut-être femme, il devrait avoir un beau, ou du moins, un bon lamba; mais comme il rien a qu' un méchant, il préférerait ne pas être vu. [2.165]
Il est couvert de confusion et embarrassé. [2.415 #1599]

Index