Index

Proverbes : omby manga

Proverbe Ny teny toy ny ombimanga anaty vero: ka raha pizina, latsaka an-kady. [Houlder 1895 #559]
Ny teny toy ny ombimanga anaty vero: raha pizina latsaka an-kady. [Cousins 1871]
Ny teny toy ny ombimanga anaty vero: raha tairina latsaka an-kady. [Cousins 1871]
Traduction française Les paroles sont comme les bœufs sauvages dans les hautes herbes: on les effraie, ils tombent dans le fossé. [Houlder 1895]

Index