Index

Proverbes : mpankasitraka

Proverbe 1Izay manana-tsira, mahay mahandro, izay tiam-bady mahay miteny. [2.558 #103]
manana-tsira ka mahay mahandro. [2.165 #1600, 2.974 #284]
manana-tsira ka mahay mahandro, tiam-bady ka mahay miresaka. [2.415]
manana-tsira ka mahay mahandro, tiam-bady ka mahay miteny. [2.653 #1523, 2.415]
manana-tsira ka mahay mahandro, tiam-bady, ka mahay miteny, be vola ka maro mpankasitraka. [2.558]
Tiam-bady, ka mahay miresaka; manana-tsira, ka mahay mahandro. [2.653]
Tiam-bady, ka mahay miteny; manana-tsira, ka mahay mahandro. [2.653]
Tiam-bady ka mahay miteny, tsara rafozana ka mihaminkamina. [2.558 #4132]
Traduction françaiseEtre bon cuisinier parce qu’on a du sel. [2.974 #284]
Qu' a du sel fait bonne cuisine, qui possède l' amour de son époux sait parler. [2.415 #1293]
Quand on a du sel, on peut faire la cuisine. [2.165 #1600]
Interprétation françaiseOn réussit quand on a ce qu' il faut. [2.415 #1293]

Proverbe 2Mahantra lahy : fa mahery tsy ambinim-babo : malemy fanahy tsy misy mpankasitraka ; manao soa tsy manana mpilaza. [2.653 #1408]
Mahantra lahy fa mahery tsy ambinim-babo, malemy fanahy tsy misy mpankasitraka, manao soa tsy misy mpilaza. [2.558 #124]

Proverbe 3Mananatra ny tsy mpankasitraka : sasatra, nefa tsy mahita soa amin' izy ireo. [2.415 #6473]
Traduction françaiseAdmonester des gens qui le prennent mal : on se fatigue mais on n' en retire pas de profit. [2.415 #6473]

Index