Index

Proverbes : mpamaky

Proverbe 1Mpamaky akotry. [2.415 #5395]
Traduction françaiseL' homme rusé et égoïste sait ouvrir un grain riz et en tirer quelque chose. [2.415 #5395]

Proverbe 2Raraka ivy alohan' ny mpamaky voasary. [1.1]
Interprétation malgacheMientana iray ihany eo anoloan' ny zavatra iray nefa ny olona voakasiny akaiky aza tsy mbola miraika akory. [1.1]

Index