Index

Proverbes : matoy

Proverbe 1Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [1.147 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [2.165]
Interprétation malgacheAkondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [2.165]

Proverbe 2Manolotra ny matoy ny fandrahana. [1.147 #M43]

Proverbe 3Matoy vary be tsakitsaky : tsy olo-mijaly fa manan-kandiasana. [1.147 #M93]

Proverbe 4Matoy vary mialina antadiña: hitany tsy hahatonga taona. [2.165]
Interprétation malgacheMasa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. [2.165]

Proverbe 5Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [1.147 #M94]

Index