Index

Proverbes : manañina

Proverbe 1Mananina tsy amian-tondro. [1.147 #M29]
Manañina tsy azo amian-tondro. [2.165]
Interprétation malgacheHabokana tsy ananan-drantsan-tanana. [2.165]

Proverbe 2Ohatra fa tsy mananina. [1.147 #O19]

Proverbe 3Tomitsika ny tombotay, mandihy ny mananina : izay tsy mbola naniny miesora akany. [1.147 #T102]

Index