| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : mamatra | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Tokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|