Index

Proverbes : lahatra

Proverbe 1Hosy be rano ka mahavery bainga. [2.558 #95]
Hosy be rano ka mahavery ny bainga. [2.165 #1215]
Hosy be rano, mahavery ny bainga. [2.653 #1103]
Lainga tsara lahatra, mahavery rariny, hosy be rano, mahavery bainga. [2.558 #1681]
Traduction françaiseDans une rizière trop inondée d' eau, les mottes sont cachées. [2.165]
Interprétation françaiseEt il est difficile de les briser, puisqu' on ne les voit pas. L' excès est nuisible en tout. [2.165]

Proverbe 2Lainga tsara lahatra ka mandrobo ny mpihaino. [2.558 #1682]

Proverbe 3Ny didy sy lahatra kosa an' Andriamanitra. [2.415 #41]
Ny fikasana no an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra. [2.415 #41]
Traduction françaiseL' homme propose et Dieu dispose. [2.415 #41]
Interprétation françaiseProverbe dit lorsqu'un projet n' a pas réussi. [2.415 #41]

Proverbe 4Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny halehiben' ny fahaizana miteny sy mandahatra ka izay tsy mahazava sy manohana ny marina ananany dia mety ho resin' ny lainga voalahatra amin' ny teny mirindra tsara. [1.1]

Proverbe 5Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra. [2.558 #3141]

Proverbe 6Tohy vakan’ Antalaotra, tsara lahatra. [1.147 #T78]

Index