Index

Proverbes : isakafoana

Proverbe 1Vary indroan’ ny fatambary : ny iray ialemana, ary ny iray isakafoana. [2.653 #3617]
Vary indroan' ny fatambary : ny iray ielemana ary ny iray isakafoana. [2.558 #4874]
Vary indroan’ ny fatambary : ny iray isaka-foana, ny iray ialemana. [2.974 #236]
Vary roa tanty (indroan' ny fatambary); ny iray ialemana, ny iray isakafoana. [1.1]
Interprétation malgacheIlazana ny zavatra efa voakendry amin' izay iheverana azy avy. [1.1]
Traduction françaiseDeux mesures de riz : la première servira au repas, la seconde à s’assurer pour la nuit. [2.974 #236]

Index