Index

Proverbes : fitahina

Proverbe 1Ny alika aza tsy azo fitahina, ka mainka fa ny olona. [2.165]
Ny alika aza tsy azo fitahina, ka mainka fa olona. [2.558 #187]
Traduction françaiseLes chiens mêmes ne se laissent pas tromper, et encore bien moins les hommes. [2.165 #477]

Proverbe 2Ny tsy itiavako ny fitatra: intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamy ny laingany. [2.653]
Ny tsy itiavako ny fitatra : intelo aho nofitahiny ihany, inefatra mbamin' ny laingany. [2.415 #98]
Ny tsy itiavako ny fitatra, intelo aho nofitahiny, inefatra mbamin' ny laingany. [2.558 #3340]
Traduction françaiseSi je n' aime pas le fitatra, tarier à collier, c' est que trois fois il m' a trompé ; quatre fois, si l' on compte son mensonge. [2.415 #98]
Interprétation françaiseIl y a dans ce proverbe un jeu de mots : fitatra oiseau et fitaka tromperie ; de plus il fait allusion à l' influence des couleurs dans l'indication de la destinée ; on appliquait ce proverbe à ceux qui trompaient sans cesse. [2.415 #98]

Proverbe 3Tsy hofitahin' olon-tiana, tsy holaingain' olo-mahatoky ; fa ny ataon' izany no saro-pantarina. [2.415 #4962, 2.653 #3355]
Tsy ho fitahin' olon-tiana, tsy ho laingan' olo-mahatoky, fa ny ataon' izany no saro-pantarina. [2.558]
Traduction françaisePuissiez-vous n' être pas trompé par quelqu' un que vous aimez, ni devenir victime des paroles mensongères de quelqu'un en qui vous avez confiance ; car la conduite de ces personnes est difficile à discerner. [2.415 #4962]

Index