Index

Proverbes : fatakana

Proverbe 1Fatakana afak’ ando, mivika tsy amin’ aretina. [1.147 #F19]

Proverbe 2Fatakana manolo-bary : malaka ny fofony. [1.147 #F21]

Proverbe 3Fatakana volon-dambo; tenina volon’ amboa : tsy ny atao, vita, tsy ny alàna, afaka fa Zanahary mandidy. [1.147 #F20]

Index