|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fandrasana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Eo am-pandrasana no ahitana ny atiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa raha tsy antomorina sy dinihina tsara ny zavatra, tsy hita izay ao anatiny sy tokony hatao aminy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|