Index

Proverbes : avarina

Proverbe 1Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona. [2.415]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona havarina. [2.165 #792]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona heverina. [2.415]
Aza ny hajfohezan’ ny andro no alaina, fa ny halavan’ ny taona heverina. [2.653 #692]
Traduction françaiseNe considérez pas la brièveté des jours, mais la longueur des années. [2.415 #2700]
Ne considérez pas la brièveté des jours, mais pensez à la longueur de l' année,. [2.165]
Interprétation françaiseDans l'emploi que vous faites de votre argent. [2.165]
Le sens est qu' il faut être prévoyant. [2.415 #2702]

Proverbe 2Mpamarin' olona navarin' ny olona ka valin-tenany ihany. [2.558 #164]

Proverbe 3Ny velona tsy ampanompoina, ary ny maty tsy avarina aman-tany. [2.415 #2912]
Traduction françaiseIl ne faut pas réduire à l' esclavage les vivants, mais il ne faut pas non plus jeter les morts en terre sans linceul de soie rouge. [2.415 #2912]
Interprétation françaiseSe disait des dépenses des funérailles qui doivent être convenables, sans toutefois couvrir de dettes les parents, au risque de les faire tomber en esclavage pour dettes. [2.415 #2912]

Index