Index

Proverbes : angalisa

Proverbe 1Angalisa rovi-kazo, ka anarany no sisa. [2.165 #1331]
Angalisa rovi-kazo, ka anaran-tsy very no sisa. [2.558]
Angalisa rovi-kazo, ka ny anarana no sisa. [2.415 #407]
Angalisa rovi-kazo : ny anarany no sisa. [2.653 #229]
Basy angalisa rovi-kazo: anaran-tsy very no sisa. [1.1]
Interprétation malgacheEntimilaza zavatra, na olona koa aza, izay nahavita be tamin' ny androny, nefa efa antitra na simba ka ny anarany sisa mijanona. [1.1]
Traduction françaiseFusil anglais dont la crosse est usée : le nom seul lui reste. [2.415 #407]
Un fusil dont le fût est vermoulu, il n' a plus de fusil que le nom. [2.165]
Interprétation française"Angalisa" est le nom du mousquet à pierre introduit à Madagascar d'Angleterre, il y a une centaine d' années. [2.165]
Se disait des guerriers usés par l' âge et la maladie ; et aussi de toutes les personnes ou choses usées. [2.415 #407]

Proverbe 2Angalisa zanaky ny tafondro : ny feon-drainy ihany no feon-janany. [2.415 #956, 2.653]
Tafondro niteraka angalisa, ka ny feon-drainy ihany no feon-janany. [2.558 #3970]
Traduction françaiseLe fusil est fils du canon : la voix du père est la voix du fils. [2.415 #956]
Interprétation françaiseTel père, tel fils. [2.415 #956]

Index