Index

Proverbes : akatatra

Proverbe 1Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra (akotry) ary lohan' omby tsy ilaozan-delany. [2.558 #1203]
Fotsimbary tsy ilaozan’ akatatra ; lohan’ omby tsy ilaozan-delany. [2.653 #991]
Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, lohan' omby tsy ilaozan-delany, teny maro tsy ilaozan' ny ota. [2.415]
Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [1.1 #42]
Ny vary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [1.1]
Interprétation malgacheNa aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka amin' ny maro ihany. [1.1 #42]
Tsy maintsy misy tsininy kely fa tsy tsara tanteraka akory. [1.1]
Traduction françaiseDans du riz blanc, il reste toujours des grains non décortiqués; dans une tête de boeuf, il y a toujours une langue ; dans un long discours il y a toujours quelques fautes. [2.415]
Interprétation françaiseIl ne faut pas demander l' impossible. [2.415 #5752]

Proverbe 2Toto vary maizina : ao am-bava vao mifantina akatatra. [2.415 #3760, 2.653 #3154]
Traduction françaiseQuand on pile le riz dans l' obscurité, c' est dans la bouche que se fera le triage des grains non décortiqués. [2.415 #3760]
Interprétation françaiseSe disait des travaux ébauchés, mal faits. [2.415 #3760]

Index