Index

Proverbes : ahohoka

Proverbe 1Nahohoky ny ntaolo ny zaza teraka tamin' ny Alakaosy. [2.415 #91]
Traduction françaiseLes enfants nés au mois à Alakaosy étaient tués par les ancêtres qui les plongeaient dans l' eau la tête en bas. [2.415 #91]
Interprétation françaiseCes enfants étaient tués par superstition. [2.415 #91]

Proverbe 2Ny lela efa mitsilany tsy azo ahohoka intsony. [2.974 #212, 2.653]
Traduction françaiseLa langue, une fois retournée, ne se redresse plus. [2.974 #212]

Proverbe 3Raha lany ny mamy ao anatin' ny vilany, dia ahohoky ny olona izy ka ny vavany kosa indray no ataony ambany. [2.415]

Proverbe 4Tsy misy manao soa ohatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558]
Tsy misy manao soa tahaka ny vilany ; fa raha lany ny mamy ao anatiny, dia ahohoky ny olona. [2.653 #3529, 2.974 #312]
Traduction françaiseQu’y a-t-il de plus utile qu’une marmite : et pourtant, dès qu’elle a été vidée, elle est aussitôt renversée. [2.974 #312]

Index