Fanisan' ny teny malagasy Malagasy Word Count Compte des mots malgaches

Ny filazam-potoana lasa, ny filazam-potoana ho avy ary ny filaza mandidy amin’ireo matoanteny manano, anoina, ary ananovana dia tsy isaina:
-- mijery dia isaina ho 1, raha toa ka nijery, hijery ary mijere dia isaina ho 0;
-- atao dia isaina ho 1, raha toa ka natao, hatao ary ataovy dia isaina ho 0.

Past and future tenses, as well as imperative mood of verbs (active, passive and relative) are not counted:
-- mijery adds 1, while nijery, hijery and mijere add 0;
-- atao adds 1, while natao, hatao and ataovy add 0.

Le temps passé, le temps futur et le mode impératif des verbes actifs, passifs et relatifs ne sont pas comptés:
-- mijery compte pour 1, tandis que nijery, hijery et mijere comptent pour 0;
-- atao compte pour 1, tandis que natao, hatao et ataovy comptent pour 0.

Ny endrika tovanana amin’ny mpisolo anarana dia tsy isaina:
-- atao isaina ho 1, raha toa ka ataoko, ataonao, ataony, sns… isaina ho 0;
-- trano isaina ho 1, raha toa ka tranoko, tranonao, tranony, sns… isaina ho 0.

Pronoun-suffixed forms are not counted:
-- atao adds 1, while ataoko, ataonao, ataony, etc. add 0.
-- trano adds 1, while tranoko, tranonao, tranony, etc. add 0.

Les formes suffixées par un pronom sont pas comptées:
-- atao compte pour 1, tandis que ataoko, ataonao, ataony, etc. comptent pour 0.
-- trano compte pour 1, tandis que tranoko, tranonao, tranony, etc. comptent pour 0.

Ny fitambaran’ny teny mitovy fanonona dia isaina ho teny tokana:
-- laza (voatendry), laza (fanasana), laza (zavamaniry), ary laza (famaky) dia isaina ho 1 fa tsy 4.

A set of homonym words count for a single word:
-- laza (fame), laza (festivity), laza (Ficus), and laza (hatchet) add 1, not 4.

Un ensemble de mots homonymes comptent pour un seul mot:
-- laza (renommée), laza (festin), laza (Ficus) et laza (hache) comptent pour 1 et non pas 4.

Ny tandrifin-teny eo amin’ny fitenim-paritra dia tsy isaina:
-- amaray, amaraina, ary amarainy (ampitso maraina amin’ny Tankarana) dia isaina ho 1 fa tsy 3.

Orthographic variations within a dialect are not counted:
-- amaray, amaraina and amaraiñy (tomorrow in Tankarana) add 1, not 3.

Les variations orthographiques dans un dialecte ne sont pas comptées:
-- amaray, amaraina et amaraiñy (lendemain en Tankarana) comptent pour 1 et non pas 3.

Ny anaran-tsamirery (anaran-toerana, anaran' olombelona) dia isaina tsirairay ao amin’ny sokajiny ihany.

Names (historical, geographical) are separately counted in their own categories.

Les noms propres (toponymes, anthroponymes) sont comptés séparément dans leurs propres catégories.

Araka izany, ny teny malagasy miisa 95 460 sy fomba fiteny malagasy miisa 13 274 izay takianay dia maneho ny fara fahakeliny araka izay azo atao fa tsy isa nampitomboina.

Thus the 95 460 Malagasy words and 13 274 Malagasy expressions claimed here represent conservative minima, not artificially inflated numbers.

Ainsi, les 95 460 mots malgaches et 13 274 expressions malgaches dont nous nous réclamons représentent des minima bien étayés et non pas des nombres gonflés.

Ny isa voalaza etsy ambony dia miova matetika, satria ny habaka dia hampanarahana toetrandro isa-kerinandro (jereo Fiovana). Ny teny sy ny fiteny malagasy dia mitohy miampy foana hatrany. Ny teny vahiny, kosa dia tsy ampiana raha tsy misy antony tsy maintsy anaovana izany vokatry ny fanaovana dikanteny na teny vaovao amin’ny teny malagasy.

The above counts change frequently, since the site is updated once week (see Changes). Malagasy words and expressions are continuously added. Foreign words are added indirectly, as a by-product of the translations of new Malagasy words.

Les nombres ci-dessus changent fréquemment, car le site est mis à jour chaque semaine (voyez Changements). Des mots et expressions malgaches sont ajoutés continuellement. Les mots étrangers, par contre, ne sont ajoutés qu'indirectement, par un effet secondaire des traductions des nouveaux mots malgaches.