| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 7.43 | Yea, ye took up the tabernacle of Moloch>, and the star of your god Remphan, figures which ye made to worship them: and I will carry you away beyond Babylon>. | Tsia, fa nobetainareo ny tranolain' i Moloka sy ny kintan' ny andriamanitra atao hoe Refana, Dia ny endri-javatra izay nataonareo hivavahana, Ka dia hamindra anareo ho any ankoatr' i Babylona Aho (Amo. 5. 25-27). | Tsia, fa ny tranolain' i Moloka no nentinareo sy ny kintan' i Raifàna andriamanitrareo, dia ireo sarin-javatra hataonareo hivavahana. Noho izany, dia hafindrako ho any an-dafin' i Babilona kosa hianareo. | Mais vous avez porté la tente de Moloch> et l'étoile> du dieu Rephân, les figures que vous aviez faites pour les adorer ; aussi vous déporterai-je par-delà Babylone>. |