| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 8.6 | Forasmuch as this people refuseth the waters of Shiloah> that go softly, and rejoice in Rezin> and Remaliah>' s son; | Satria ity firenena ity mandà ny rano Siloa izay misononoka Ary mifaly amin-dRezina sy ny zanak' i Remalia, | Satria ity firenena ity nanazimba  ny ranon' i Siloe misononoka fandeha,  sy mifaly noho ny amin-dRasina  sy ny zana-dRomelia, | Puisque ce peuple a méprisé les eaux de Siloé qui coulent doucement, et a tremblé devant Raçôn> et le fils de Remalyahu>, | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 13.4 | Or those eighteen, upon whom the tower in Siloam fell, and slew them, think ye that they were sinners above all men that dwelt in Jerusalem>? | Ary ireny valo ambin' ny folo ireny, izay nianjeran' ny tilikambo tao Siloama ka maty, ataonareo va fa mpanota mihoatra noho ny olona rehetra izay monina ao Jerosalema ireny? | Na moa ataonareo fa ny olona valo ambin' ny folo maty nianjeran' ny tilikambon' i Siloe no meloka noho ny mponina rehetra tao Jerosalema? | Ou ces dix-huit personnes que la tour de Siloé a tuées dans sa chute, pensez-vous que leur dette fût plus grande que celle de tous les hommes qui habitent Jérusalem> ? | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to John | Jaona | Joany | L'Évangile selon Saint Jean | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 9.7 | And said unto him, Go, wash in the pool of Siloam, (which is by interpretation, Sent>.) He went his way therefore, and washed, and came seeing. | Ary hoy Izy taminy: Andeha, sasao ny masonao any amin' ny farihy Siloama (izay atao hoe, raha adika, Nirahina). Dia lasa izy ka nanasa, dia niverina nahiratra. | dia hoy izy taminy: Mandehana manasa ny masonao any amin' ny farihin' i Siloa (izany hoe, Iraka). Dia nandeha nanasa izy ka niverina nahiratra. | et lui dit : " Va te laver à la piscine de Siloé " - ce qui veut dire : Envoyé. L' aveugle s' en alla donc, il se lava et revint en voyant clair. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 9.11 | He answered and said, A man that is called Jesus> made clay, and anointed mine eyes, and said unto me, Go to the pool of Siloam, and wash: and I went and washed, and I received sight. | Ary izy namaly ka nanao hoe: Ilay Lehilahy atao hoe Jesosy no nanao feta, dia nanosotra ny masoko ka nanao tamiko hoe: Mankanesa any Siloama, ka sasao ny masonao; koa nandeha aho, dia nanasa azy, ka dia nahiratra. | Dia hoy izy: Ilay lehilahy atao hoe Jeso no nanao feta, nahosony ny masoko, dia nanao tamiko hoe: Mandehana manasa ny masonao any amin' ny farihin' i Siloe, dia lasa aho nanasa, ka nahiratra. | Il répondit : " L' homme qu' on appelle Jésus> a fait de la boue, il m' en a enduit les yeux et m' a dit : "Va-t' en à Siloé et lave-toi. " Alors je suis parti, je me suis lavé et j' ai recouvré la vue. " |