| 
 | 
|  | The Gospel according to Mark | Marka | MarbibleData.01.016.srcka | L'Évangile selon Saint Marc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 5.9 | And he asked him, What is thy name? And he answered, saying, My name is Legion: for we are many. | Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary izy namaly hoe: Legiona no anarako, satria maro izahay. | Ary nanontany azy izy nanao hoe: Iza no anaranao? Dia novaliany hoe: Lejiona no anarako, fa betsaka izahay. | Et il l' interrogeait : " Quel est ton nom ? " Il dit : " Légion est mon nom, car nous sommes beaucoup. " | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 8.30 | And Jesus> asked him, saying, What is thy name? And he said, Legion: because many devils were entered into him. | Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny. | Nanontanian' i Jeso izy nataony hoe: Iza no anaranao: ka Lejiona no anarako, hoy izy, satria be ny demony tafiditra tao aminy, | Jésus> l' interrogea : " Quel est ton nom ? " Il dit : " Légion ", car beaucoup de démons étaient entrés en lui. |