Chapitres et versets citant Magedana

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 15.39 And he sent away the multitude, and took ship, and came into the coasts of Magdala. Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin' ny sisin-tanin' i Magadana. Nony nampody ny vahoaka izy, dia niondrana an-tsambo kely ka nankany amin' ny tany Magedana. Après avoir renvoyé les foules, Jésus monta dans la barque et s' en vint dans le territoire de Magadan.