Chapitres et versets citant Geraseny

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 8.28 And when he was come to the other side into the country of the Gergesenes, there met him two possessed with devils, coming out of the tombs, exceeding fierce, so that no man might pass by that way. Ary nony tonga teny am-pita teo amin' ny tanin' ny Gadarena Izy, dia nifanena taminy ny demoniaka roa lahy, nivoaka avy teny amin' ny fasana, sady masiaka loatra, ka tsy nisy olona nahazo nandalo tamin' izany lalana izany. Nony efa tonga teny am-pita tamin' ny tanin' ny Geraseny izy, dia nisy lehilahy roa nidiran' ny demony, nivoaka avy tamin' ny fasana, ka namantana taminy; masiaka loatra izy ireo, ka tsy nisy sahy nihazo izany làlana izany. Quand il fut arrivé sur l' autre rive, au pays des Gadaréniens, deux démoniaques, sortant des tombeaux, vinrent à sa rencontre, des êtres si sauvages que nul ne se sentait de force à passer par ce chemin.

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
Mar / Mk 5.1 And they came over unto the other side of the sea, into the country of the Gadarenes. Ary tonga teny am-pitan' ny ranomasina tao amin' ny tanin' ny Gerasena izy ireo. Nony tafita ny ranomasina izy ireo dia tonga tao amin' ny tanin' ny Geraseny; Ils arrivèrent sur l' autre rive de la mer, au pays des Géraséniens.