| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 6.29 | The sons of Merari>; Mahli>, Libni> his son, Shimei> his son, Uzza> his son, | Ary ny rahalahin' ireo kosa, dia ny zanakalahin' i Merary, nitsangana teo amin' ny ankaviany: Etana, zanakalahin' i Kisy, zanakalahin' i Abdia, zanakalahin' i Maloka, | Zanakalahin' i Merarì rahalahin' izy ireo teo an-kavia: Etàna, zanak' i Kosi, zanak' i Abdì, zanak' i Malòka, | A gauche, leurs frères, fils de Merari> : Étân>, fils de Qishi>, fils d' Abdi, fils de Malluk>, | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 29.12 | Then the Levites> arose, Mahath> the son of Amasai>, and Joel> the son of Azariah>, of the sons of the Kohathites>: and of the sons of Merari>, Kish> the son of Abdi, and Azariah> the son of Jehalelel>: and of the Gershonites>; Joah> the son of Zimmah>, and Eden> the son of Joah>: | Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak' i Amasay, sy Joela, zanak' i Azaria, tamin' ny taranaky ny Kehatita; ary tamin' ny taranak' i Merary dia Kisy, zanak' i Abdia, sy Azaria, zanak' i Jehalalila; ary tamin' ny Gersonita dia Joa, zanak' i Zima, sy Edena, zanak' i Joa; | Dia nitsangana ny Levita: Mahata zanak' i Amasaia, Joela zanak' i Azariasa, tamin' ny taranaky ny Kaatita; tamin' ny taranaky ny Merarita, Kisa zanak' i Abdì, Azariasa zanak' i Jalaleela; tamin' ny Gersonata, Joah, zanak' i Zemà, Eedena zanak' i Joah; | Les lévites se levèrent : Mahat> fils de Amasaï>; Yoèl> fils de Azaryahu>, des fils de Qehat>; des Merarites> : Qish> fils d' Abdi et Azaryahu> fils de Yehalléléel>; des Gershonites> : Yoah> fils de Zimma> et Éden> fils de Yoah>; | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 10.26 | And of the sons of Elam>; Mattaniah>, Zechariah>, and Jehiel>, and Abdi, and Jeremoth>, and Eliah>. | ary ny avy tamin' ny taranak' i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia; | tamin' ny taranak' i Elama: Metaniasa, Zakaria, Jehiela, Abdì, Jerimota ary Elia; | des fils d' Elam> : Mattanya>, Zekarya>, Yehiel>, Abdi, Yerémot> et Eliyya>; |