| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 12.20 | As he went to Ziklag>, there fell to him of Manasseh>, Adnah, and Jozabad>, and Jediael>, and Michael>, and Jozabad>, and Elihu>, and Zilthai>, captains of the thousands that were of Manasseh>. | Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. | Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. | Quelques Manassites> se rendirent à David> alors qu' il venait lutter avec les Philistins> contre Saül>. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins> renvoyèrent David> en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül> au prix de nos têtes! " | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 17.14 | And these are the numbers of them according to the house of their fathers: Of Judah>, the captains of thousands; Adnah the chief, and with him mighty men of valour three hundred thousand. | Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin' ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy; | Toy izao no nanisana azy ireo, araka ny fianakaviany avy: Ny tamin' i Jodà dia ireto no tompon' arivo: Adnà, mpifehy, sy lehilahy mahery telo hetsy, niaraka taminy; | En voici la répartition par familles : Pour Juda> : officiers de milliers : Adna l' officier, avec 300 milliers de vaillants preux; | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 10.30 | And of the sons of Pahathmoab>; Adna>, and Chelal>, Benaiah>, Maaseiah>, Mattaniah>, Bezaleel>, and Binnui>, and Manasseh>. | ary ny avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase; | tamin' ny taranak' i Falata-Moaba: Ednà, Kalala, Banaiasa, Maasiasa, Mataniasa, Beseleela, Benoì, ary Manase; | des fils de Pahat-Moab> : Adna, Kelal>, Benaya>, Maaséya>, Mattanya>, Beçaléel>, Binnuï> et Menassé>; | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 12.15 | Of Harim>, Adna; of Meraioth>, Helkai>; | ny avy tamin' i Hadma dia Adna; ny avy tamin' i Meraiota dia Helkay; | Ednà avy amin' i Haràma; Helkì avy amin' i Maraiota; | famille de Harim> : Adna; famille de Merayot> : Helqaï>; |