| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.16 | And Caleb> said, He that smiteth Kirjathsepher>, and taketh it, to him will I give Achsah> my daughter to wife. | Ary hoy Kaleba: Izay mamely an' i Kiriata-sefera ka mahafaka azy, dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny. | Hoy Kaleba: Homeko an' i Aksa zanako vavy ho vadiny izay handresy an' i Kariata-Sefera, ka hahafaka azy. | Caleb> dit alors : " Celui qui battra Qiryat-Séphèr> et s' en emparera, je lui donnerai pour femme ma fille Aksa. " | 
| Jos 15.17 | And Othniel> the son of Kenaz>, the brother of Caleb>, took it: and he gave him Achsah> his daughter to wife. | Ary Otniela, zanak' i Kenaza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. | Otoniela zanak' i Keneza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy ka nomen' i Kaleba azy Aksa zanany vavy, ho vadiny. | Celui qui s' en empara fut Otniel>, fils de Qenaz>, frère de Caleb>, qui lui donna pour femme sa fille Aksa. | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 1.12 | And Caleb> said, He that smiteth Kirjathsepher>, and taketh it, to him will I give Achsah my daughter to wife. | Ary hoy Kaleba: Izay mamely an' i Kiriata-sefera ka mahafaka azy dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny. | Ary hoy Kaleba: Homeko an' i Aksà zanako vavy ho vadiny, izay mamely ka mahafaka an' i Kariata-Sefera. | Et Caleb> dit : " Celui qui vaincra Qiryat-Séphèr> et la prendra, je lui donnerai ma fille Aksa pour femme. " | 
| Mts / Mpits 1.13 | And Othniel> the son of Kenaz>, Caleb>' s younger brother, took it: and he gave him Achsah his daughter to wife. | Ary Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. | Dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy, ka nomen' i Kaleba ho vadiny Aksà zanany vavy. | Celui qui la prit fut Otniel>, fils de Qenaz>, le frère cadet de Caleb>, et celui-ci lui donna sa fille Aksa pour femme. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.49 | She bare also Shaaph> the father of Madmannah>, Sheva> the father of Machbenah>, and the father of Gibea>: and the daughter of Caleb> was Achsa. | Izy koa niteraka an' i Safa, razamben' ny any Madmana, sy Seva, razamben' ny any Makbena sady razamben' ny any Gibea; ary ny zanakavavin' i Kaleba dia Aksa. | Mbola niteraka an' i Saafa rain' i Madmenà, sy Soe rain' i Makbenà sy rain' i Gabaà koa izy. Ary ny zanakavavin' i Kaleba dia Aksa. | Elle enfanta Shaaph>, père de Madmanna>, et Sheva>, père de Makbena> et père de Gibéa>. La fille de Caleb> était Aksa. |