| 
 | 
|  | Exodus | Fanafahana na Eksodosy | Fanafahana na Eksaody | L'Exode | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eks 6.23 | And Aaron> took him Elisheba>, daughter of Amminadab>, sister of Naashon, to wife; and she bare him Nadab>, and Abihu>, Eleazar>, and Ithamar>. | Ary Arona naka an' i Eliseba, zanakavavin' i Aminadaba sady anabavin' i Nasona, ho vadiny; dia niteraka an' i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara taminy izy. | Aarona naka an' i Elisabeta, zanakavavin' i Aminadaba, anabavin' i Naasona, ho vadiny, ka io no niteraka taminy an' i Nabada, Abiha, Eleazara ary Itamara. | Aaron> épousa Élishéba>, fille d' Amminadab>, soeur de Nahshôn, et elle lui donna Nadab>, Abihu>, Éléazar> et Itamar>. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 1.7 | Of Judah>; Nahshon the son of Amminadab>. | ny avy amin' i Joda dia Nasona, zanak' i Aminadaba; | ny amin' i Jodà: Nahasona zanak' i Aminadaba; | Pour Juda>, Nahshôn, fils d' Amminadab>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 2.3 | And on the east side toward the rising of the sun shall they of the standard of the camp of Judah> pitch throughout their armies: and Nahshon the son of Amminadab> shall be captain of the children of Judah>. | Ary ny hitoby eo amin' ny lafiny atsinanana, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro, dia izay momba ny fanevan' ny tobin' i Joda, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Joda dia Nasona, zanak' i Aminadaba; | Ny fanevan' ny tobin' i Jodà no hiorin-dasy eo anoloany eo amin' ny lafiny atsinanana mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny taranak' i Jodà dia Nahasona zanak' i Aminadaba | Ceux qui camperont à l' est :A l' orient, l'étendard du camp de Juda>, selon leurs unités. Prince> des fils de Juda> : Nahshôn, fils d' Amminadab>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.12 | And he that offered his offering the first day was Nahshon the son of Amminadab>, of the tribe of Judah>: | Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin' ny andro voalohany dia Nasona, zanak' i Aminadaba, avy tamin' ny firenen' i Joda. | Ka tamin' ny andro voalohany, dia i Nahasona, zanak' i Aminadaba, avy amin' ny fokon' i Jodà no nanolotra ny fanatiny. | Celui qui apporta son offrande le premier jour fut Nahshôn, fils d' Amminadab>, de la tribu de Juda>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.17 | And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Nahshon the son of Amminadab>. | ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Nasona, zanak' i Aminadaba. | ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Nahasona zanak' i Aminadaba. | et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Nahshôn, fils d' Amminadab>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 10.14 | In the first place went the standard of the camp of the children of Judah> according to their armies: and over his host was Nahshon the son of Amminadab>. | Ary ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak' i Aminadaba, no mpifehy ny antokony. | Ny niainga voalohany, dia ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Joda araka ny antokony avy; ary ny antokon' i Joda, dia nofehezin' i Nahasona zanak' i Aminadaba. | partit en tête l'étendard du camp des fils de Juda> selon leurs unités. A la tête du contingent de Juda> était Nahshôn, fils d' Amminadab> ; | 
| 
 | 
|  | Ruth | Rota | Rota | Livre de Ruth | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Rot Rt 4.20 | And Amminadab> begat Nahshon, and Nahshon begat Salmon>, | ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; | Aminadaba niteraka an' i Nahasona, Nahasona niteraka an' i Salmona, | Amminadab> engendra Nahshôn et Nahshôn engendra Salmôn>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.10 | And Ram> begat Amminadab>; and Amminadab> begat Nahshon, prince of the children of Judah>; | ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona, lohan' ny taranak' i Joda; | Rama niteraka an' i Aminadaba. Aminadaba niteraka an' i Nahasona, lohan' ny taranak' i Jodà. | Ram> engendra Amminadab>, Amminadab> engendra Nahshôn, prince des fils de Juda>, | 
| 1Tt / 1Tan 2.11 | And Nahshon begat Salma>, and Salma> begat Boaz>, | ary Nasona niteraka an' i Salma; ary Salma niteraka an' i Boaza; | Nahasona niteraka an' i Salmà, Salmà niteraka an' i Booza, | Nahshôn engendra Salma> et Salma> engendra Booz>. | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Matthew | Matio | Matio | L'Évangile selon Saint Matthieu | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 1.4 | And Aram> begat Aminadab>; and Aminadab> begat Naasson>; and Naasson> begat Salmon>; | ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; | Arama niteraka an' i Aminadaba; Aminadaba niteraka an' i Naasona; Naasona niteraka an' i Salmona; | Aram> engendra Aminadab>, Aminadab> engendra Naasson>, Naasson> engendra Salmon>, |