| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 35.8 | But Deborah Rebekah>' s nurse died, and she was buried beneath Bethel> under an oak: and the name of it was called Allonbachuth>. | Ary maty Debora, mpitaiza an-dRebeka, ka naleviny tao am-pototr' i Betela, teo ambanin' ny hazo ôka; ary ny anaran' io dia nataony hoe Alona-bakota. | Ary maty Deborà, mpitaiza an-dRebekà, ka naleviny teo ambanin' i Betela am-pototry ny oaka anankiray izay nomena anarana hoe Oakan-dranomaso. | Alors mourut Débora, la nourrice de Rébecca>, et elle fut ensevelie au-dessous de Béthel>, sous le chêne; aussi l' appela-t-on le Chêne-des-Pleurs>. | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 4.4 | And Deborah, a prophetess, the wife of Lapidoth>, she judged Israel> at that time. | Ary Debora mpaminanivavy, vadin' i Lapidota, no nitsara ny Isiraely tamin' izany andro izany. | Tamin' izany andro izany dia Deborà vehivavy mpaminany, vadin' i Lapidota no nitsara ny zanak' Israely. | En ce temps-là Débora, une prophétesse, femme de Lappidot>, jugeait Israël>. | 
| Mts / Mpits 4.5 | And she dwelt under the palm tree of Deborah between Ramah> and Bethel> in mount Ephraim>: and the children of Israel> came up to her for judgment. | Ary izy nipetraka teo ambanin' ny hazo rofian' i Debora, teo anelanelan' i Rama sy Betela, tany amin' ny tany havoan' i Efraima; ary niakatra ho any aminy ny Zanak' Isiraely hatsaraina. | Teo ambanin' ny rofian' i Deborà, anelanelan' i Ramà sy Betela, amin' ny tendrombohitr' i Efraima, no nipetrahany hitsara; niakatra ny zanak' Israely nanatona azy hotsaraina. | Elle siégeait sous le palmier de Débora entre Rama> et Béthel>, dans la montagne d'Éphraïm>, et les Israélites> allaient vers elle pour obtenir justice. | 
| Mts / Mpits 4.6 | And she sent and called Barak> the son of Abinoam> out of Kedeshnaphtali>, and said unto him, Hath not the Lord> God> of Israel> commanded, saying, Go and draw toward mount Tabor>, and take with thee ten thousand men of the children of Naphtali> and of the children of Zebulun>? | Ary Debora naniraka ka niantso an' i Baraka, zanak' i Abinoama, tany Kadesi-naftaly, ka nanao taminy hoe: Moa tsy efa nandidy va Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanao hoe: Mandehana, ka mankanesa any an-tendrombohitra Tabara, ary mitondrà iray alin-dahy amin' ny taranak' i Naftaly sy Zebolona hiaraka aminao? | Naniraka olona hiantso an' i Baràka, zanak' i Abinoama, tany Kadesa any Neftalì, izy, ka nanao taminy hoe: Tsy izao va no didy nomen' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Mandehana mankany an-tendrombohitra Tabora hianao ary mitondrà lehilahy iray alina amin' ny taranak' i Neftalì sy amin' ny taranak' i Zabolona hiaraka aminao, | Elle envoya chercher Baraq>, fils d' Abinoam> de Qédèsh> en Nephtali> et lui dit : " Yahvé>, Dieu> d' Israël>, n' a-t-il pas ordonné : "Va, marche vers le mont Tabor> et prends avec toi dix mille hommes des fils de Nephtali> et des fils de Zabulon>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 4.9 | And she said, I will surely go with thee: notwithstanding the journey that thou takest shall not be for thine honour; for the Lord> shall sell Sisera> into the hand of a woman. And Deborah arose, and went with Barak> to Kedesh>. | Ary hoy kosa izy: handeha hiaraka aminao ihany aho; kanefa tsy ho voninahitrao izao halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hivarotan' i Jehovah an' i Sisera. Dia niainga Debora ka nandeha niaraka tamin' i Baraka hankany Kadesy | Ka hoy ny navaliny: Eny àry, handeha hiaraka aminao aho; fa tsy ho anao ny voninahitra amin' izao fanafihana halehanao izao, satria ho eo an-tànam-behivavy no hanoloran' ny Tompo an' i Sisarà. Dia niainga Deborà, ka lasa niaraka tamin' i Baràka nankany Kedesy. | " J' irai donc avec toi, lui dit-elle; seulement, dans la voie où tu marches, l' honneur ne sera pas pour toi, car c' est entre les mains d' une femme que Yahvé> livrera Sisera>. " Alors Débora se leva et, avec Baraq>, elle se rendit à Qédesh>. | 
| Mts / Mpits 4.10 | And Barak> called Zebulun> and Naphtali> to Kedesh>; and he went up with ten thousand men at his feet: and Deborah went up with him. | Ary nantsoin' i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; dia nisy iray alin-dahy niakatra nanaraka azy; ary Debora niara-niakatra taminy. | Nantsoin' i Baràka ho any Kedesy Zabolona sy Neftalì, ka nisy lehilahy iray alina no rafitra nanaraka azy; ary Deborà nandeha niaraka taminy. | Baraq> convoqua Zabulon> et Nephtali> à Qédesh>. Dix mille hommes le suivirent et Débora monta avec lui. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 4.14 | And Deborah said unto Barak>, Up; for this is the day in which the Lord> hath delivered Sisera> into thine hand: is not the Lord> gone out before thee? So Barak> went down from mount Tabor>, and ten thousand men after him. | Ary hoy Debora tamin' i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran' i Jehovah an' i Sisera eo an-tananao; tsy mivoaka eo anoloanao va Jehovah? Dia nidina Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy, avy tany an-tendrombohitra Tabara. | Tamin' izay dia hoy Deborà tamin' i Baràka: Mitsangàna, fa anio no andro nanoloran' ny Tompo an' i Sisarà ho eo an-tànanao. Moa tsy nivoaka teo alohanao va Iaveh? Koa nidina avy any an-tendrombohitra Tabora, Baràka, ary lehilahy iray alina no nanaraka azy. | Débora dit à Baraq> : " Lève-toi, car voici le jour où Yahvé> a livré Sisera> entre tes mains. Oui! Yahvé> ne marche-t-il pas devant toi ? " Et Baraq> descendit du mont Tabor> avec dix mille hommes derrière lui. | 
| Mts / Mpits 5.1 | Then sang Deborah and Barak> the son of Abinoam> on that day, saying, | Ary Debora sy Baraka, zanak' i Abinoama, dia nihira tamin' izany andro izany ka nanao hoe: | Tamin' izany andro izany, dia nihira Deborà sy Baràka zanak' i Abinoema nanao hoe: | En ce jour-là, Débora et Baraq>, fils d' Abinoam>, chantèrent, disant : | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 5.7 | The inhabitants of the villages ceased, they ceased in Israel>, until that I Deborah arose, that I arose a mother in Israel>. | Lao ny tany an-tsaha; eny, lao tamin' ny Isiraely izany, Mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin' ny Isiraely. | Lao ny tany an-tsahan' Israely, mandra-pitsangako, izaho Debora, mandra-pitsangako izaho reny teo amin' Israely. | Les villages étaient morts en Israël>, ils étaient morts, jusqu'à ton lever, ô Débora, jusqu'à ton lever, mère en Israël>! | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 5.12 | Awake, awake, Deborah: awake, awake, utter a song: arise, Barak>, and lead thy captivity captive, thou son of Abinoam>. | Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangana, ry Baraka; ento ny babonao, ry zanakalahin' i Abinoama. | Mifohaza, mifohaza, ry Debora, mifohaza, mifohaza ka manaova hira anankiray! Mitsangana, ry Baraka, sambory izay ho babonao, ry zanak' i Abinoama. | Éveille-toi, éveille-toi, Débora! Éveille-toi, éveille-toi, clame un chant! Courage! Debout, Baraq>! et prends ceux qui t' ont pris, fils d' Abinoam>! | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 5.15 | And the princes of Issachar> were with Deborah; even Issachar>, and also Barak>: he was sent on foot into the valley. For the divisions of Reuben> there were great thoughts of heart. | Ary ny andrianan' Isakara niaraka tamin' i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin' ny sakeli-dranon' i Robena! | Miaraka amin' i Debora, ny andrianan' Isakara, eo anilan' i Baraka Isakara, teo an-tany lemaka dia voairaka hanaraka azy izy. Teo akaikin' ny sakeli-dranon-dRobena, nisy fikasana lehibe tao am-po: | Les princes d' Issachar> sont avec Débora, et Nephtali>, avec Baraq>, dans la vallée s' est lancé sur ses traces. Dans les clans de Ruben>, on s' est concerté longuement. |