Chapitres et versets citant Beora

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.32 And Bela the son of Beor reigned in Edom: and the name of his city was Dinhabah. Nanjaka tany Edoma Bela, zanak' i Beora; ary Dinaba no anaran' ny tanànany. Belà, zanak' i Beora, nanjaka tany Edoma; ary ny anaran' ny tanànany dia atao hoe: Denaba. En Édom régna Béla, fils de Béor, et sa ville s' appelait Dinhaba.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 22.5 He sent messengers therefore unto Balaam the son of Beor to Pethor, which is by the river of the land of the children of his people, to call him, saying, Behold, there is a people come out from Egypt: behold, they cover the face of the earth, and they abide over against me: Dia naniraka olona izy ho any amin' i Balama, zanak' i Beora, any Petora, izay eo amoron' ny Ony, dia eo amin' ny tanin' ny fireneny, mba hampaka azy, ka nanao hoe: Indro, misy firenena nivoaka avy tany Egypta; ary indro, mandrakotra ny tany rehetra izy ka mitoby tandrifiko; Ka naniraka olona izy ho any amin' i Balaama, zanak' i Beora, any Petora, izay eo amoron' ny ony, eo amin' ny tanin' ny zanaky ny vahoakany, mba hiantso azy sy hanao aminy hoe: Indro misy vahoaka nivoaka avy any Ejipta, rakotra azy ny tany, ary tandrify ahy no itobiany. Il envoya des messagers mander Balaam, fils de Béor, à Pétor, sur le Fleuve, au pays des fils d' Ammav. Il lui disait : " Voici que le peuple qui est sorti d'Égypte a couvert tout le pays ; il s' est établi en face de moi.
...............
Nom / Fan 24.3 And he took up his parable, and said, Balaam the son of Beor hath said, and the man whose eyes are open hath said: Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak' i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony ka nilaza ny lahateniny nanao hoe: Faminanian' i Balaama zanak' i Beora; Faminanian' ny lehilahy voakimpy ny masony; et il prononça son poème. Il dit :" Oracle de Balaam, fils de Béor, oracle de l' homme au regard pénétrant,
...............
Nom / Fan 24.15 And he took up his parable, and said, Balaam the son of Beor hath said, and the man whose eyes are open hath said: Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak' i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony; Dia nilaza ny lahateniny Balaama ka nanao hoe: Faminanian' i Balaama zanak' i Beora, Faminanian' ny lehilahy voakimpy ny masony, Alors il prononça son poème. Il dit :" Oracle de Balaam, fils de Béor, oracle de l' homme au regard pénétrant,
...............
Nom / Fan 31.8 And they slew the kings of Midian, beside the rest of them that were slain; namely, Evi, and Rekem, and Zur, and Hur, and Reba, five kings of Midian: Balaam also the son of Beor they slew with the sword. ary ny mpanjakan' i Midiana dimy lahy dia matiny niaraka tamin' ireny koa, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba; ary Balama, zanak' i Beora, koa dia novonoiny tamin' ny sabatra. Afa-tsy izay maty an' ady dia novonoiny koa ny mpanjakan' i Madiana: Evy, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpanjakan' i Madiana dimy lahy. Novonoiny tamin' ny sabatra koa Balaama zanak' i Beora. En outre, ils tuèrent les rois de Madiân, Évi, Réqem, Çur, Hur et Réba, cinq rois madianites ; ils passèrent aussi au fil de l'épée Balaam, fils de Béor.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 23.4 Because they met you not with bread and with water in the way, when ye came forth out of Egypt; and because they hired against thee Balaam the son of Beor of Pethor of Mesopotamia, to curse thee. Ny Amonita sy ny Moabita tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' i Jehovah: na dia hatramin' ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin' ny fiangonan' i Jehovah hatramin' ny mandrakizay ireny, Ny Amonita sy ny Moabita dia tsy hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo, na dia hatramin' ny taranany fahafolo aza, dia tsy hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo na oviana na oviana; satria tsy tonga nitsena hanina sy rano anareo izy teny an-dàlana, fony hianareo nivoaka avy tany Ejipta: sady nampaka sy nanamby vola an' i Balaama, zanak' i Beora avy any Petora, any Mesopotamia, hanozona anao. L' Ammonite et le Moabite ne seront pas admis à l' assemblée de Yahvé ; même leurs descendants à la dixième génération ne seront pas admis à l' assemblée de Yahvé, et cela pour toujours ;
Deo / Dt 23.5 Nevertheless the Lord thy God would not hearken unto Balaam; but the Lord thy God turned the curse into a blessing unto thee, because the Lord thy God loved thee. satria tsy nitsena hanina sy rano anareo teny an-dalana izy, raha nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary satria nanamby an' i Balama, zanak' i Beora, avy any Petora any Mesopotamia, hanozona anao izy. Saingy tsy nihaino an' i Balaama Iaveh Andriamanitrao, fa nampody ny fanozonana ho tso-drano ho anao Iaveh Andriamanitrao, noho ny fitiavan' ny Tompo Andriamanitrao anao. parce qu' ils ne sont pas venus à votre rencontre avec le pain et l' eau quand vous étiez en route à la sortie d'Égypte, et parce qu' il a soudoyé Balaam fils de Béor pour te maudire, de Pétor en Aram Naharayim.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.22 Balaam also the son of Beor, the soothsayer, did the children of Israel slay with the sword among them that were slain by them. Ary Balama, mpanao fankatovana, zanak' i Beora, dia novonoin' ny Zanak' Isiraely tamin' ny sabatra niaraka tamin' izay novonoiny. Anisan' ireo novonoin' ny zanak' Israely tamin' ny sabatra koa Balaama, mpanao hitsak' andro, zanak' i Beora. Quant à Balaam, fils de Béor, le devin, les Israélites l' avaient passé au fil de l'épée, avec ceux qu' ils avaient tués.
...............
Jos 24.9 Then Balak the son of Zippor, king of Moab, arose and warred against Israel, and sent and called Balaam the son of Beor to curse you: Dia nitsangana Balaka, zanak' i Zipora, mpanjakan' i Moaba, ka niady tamin' ny Isiraely; dia naniraka ka nampaka an' i Balama, zanak' i Beora, izy hanozona anareo. Nitsangana Balàka, zanak' i Sefòra, mpanjakan' i Moaba, ka niady tamin' Israely; nampiantso an' i Balaama zanak' i Beora izy hanozona anareo. Puis se leva Balaq, fils de Çippor, roi de Moab, pour faire la guerre à Israël, et il envoya chercher Balaam, fils de Béor, pour vous maudire.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.43 Now these are the kings that reigned in the land of Edom before any king reigned over the children of Israel; Bela the son of Beor: and the name of his city was Dinhabah. Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin' ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin' ny Zanak' Isiraely: Bela, zanak' i Beora; ary Dinaba no anaran' ny tanànany. Ireto no mpanjaka efa nanjaka tany amin' ny tany Edoma, talohan' ny nisian' ny mpanjaka nanjaka tamin' ny zanak' Israely: Belà, zanak' i Beora, ary Denabà no anaran-tanànany. Voici les rois qui régnèrent au pays d'Édom avant que ne régnât un roi des Israélites : Béla fils de Béor, et sa ville s' appelait Dinhaba.

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 6.5 O my people, remember now what Balak king of Moab consulted, and what Balaam the son of Beor answered him from Shittim unto Gilgal; that ye may know the righteousness of the Lord. Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, Sy izay navalin' i Balama, zanak' i Beora, azy, Ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, Hahafantaranareo ny asa marina nataon' i Jehovah. Tsarovy ary, ry vahoakako, ny hevitra nomen' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, sy ny navalin' i Balaama, zanak' i Beora, azy. Tsarovy ny hatrany Setima ka hatrany Galgala, hahafantaranao ny fahamarinan' ny Tompo. Mon peuple, souviens-toi donc : quel était le projet de Balaq, roi de Moab ? Que lui répondit Balaam, fils de Béor ? ... de Shittim à Gilgal, pour que tu connaisses les justes oeuvres de Yahvé. "

  2nd Letter of Peter 2 Petera Piera II 2ème Épître de Saint Pierre
...............
2Pe / 2P 2.15 Which have forsaken the right way, and are gone astray, following the way of Balaam the son of Bosor, who loved the wages of unrighteousness; efa niala tamin' ny lalana mahitsy izy ka nivily nanaraka ny lalan' i Balama, zanak' i Beora, izay tia ny tambin' ny tsi-fahamarinana, Niala tamin' ny làla-mahitsy izy ireo, ary nivily nanaraka ny làlan' i Balaama zanak' i Bosora, izay nankasitraka ny tambin' ny tsy fahamarinana, Après avoir quitté la voie droite, ils se sont égarés en suivant la voie de Balaam, fils de Bosor, qui chérit un salaire d' injustice