| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 4.6 | And Naarah> bare him Ahuzam>, and Hepher>, and Temeni, and Haahashtari>. These were the sons of Naarah>. | Ary Nara niteraka an' i Ahozama sy Hafera sy Temeny ary Hahastary. Ireo no zanakalahin' i Nara. | ka ny naterak' i Naarà taminy dia Oozama, Hefera, Temanì ary Ahastarì: ireo no zanakalahin' i Naarà. | Naara> lui enfanta Ahuzam>, Hépher>, les Timnites> et les Ahashtarites>. Tels sont les fils de Naara>. |