| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 14.2 | That these made war with Bera> king of Sodom>, and with Birsha> king of Gomorrah>, Shinab king of Admah>, and Shemeber> king of Zeboiim>, and the king of Bela>, which is Zoar>. | dia nandeha izy ireo ka nanafika an' i Bera, mpanjakan' i Sodoma. sy Birsa, mpanjakan' i Gomora. sy Sinaba, mpanjakan' i Adma, sy Semebera, mpanjakan' i Zeboima, ary ny mpanjakan' i Bela (dia Zoara izany). | dia sendra rafitra ady izy ireo tamin' i Barà, mpanjakan' i Sodoma sy Bersà, mpanjakan' i Gomora, sy Senaaba, mpanjakan' i Adamà, sy Seneber, mpanjakan' i Seboima, ary ny mpanjakan' i Balà, dia Segora izany. | ceux-ci firent la guerre contre Béra> roi de Sodome>, Birsha> roi de Gomorrhe>, Shinéab roi d' Adma>, Shémeéber> roi de Çeboyim> et le roi de Béla> c' est Çoar> . |