| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 36.34 | And Jobab> died, and Husham of the land of Temani> reigned in his stead. | Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin' ny tanin' ny Temanita. | Maty Jobaba, dia Hosama, avy amin' ny tanin' ny Temanita, no nanjaka nandimby azy. | Yobab> mourut et à sa place régna Husham du pays des Témanites>. | 
| Gen / Jen 36.35 | And Husham died, and Hadad> the son of Bedad>, who smote Midian> in the field of Moab>, reigned in his stead: and the name of his city was Avith>. | Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. | Maty Hosama, ary nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Nadada, ilay nandresy an' i Madiana, tany amin' ny tanin' i Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. | Husham mourut et à sa place régna Hadad>, fils de Bedad>, qui battit les Madianites> dans les champs de Moab>, et sa ville s' appelait Avvit>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.45 | And when Jobab> was dead, Husham of the land of the Temanites> reigned in his stead. | Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin' ny tanin' ny Temanita. | Maty Jobaba, ka Hosama avy any amin' ny tanin' ny Temanita no nanjaka nandimby azy. | Yobab> mourut et à sa place régna Husham, du pays des Témanites>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.46 | And when Husham was dead, Hadad> the son of Bedad>, which smote Midian> in the field of Moab>, reigned in his stead: and the name of his city was Avith>. | Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. | Maty Hosama, ka Hadada zanak' i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy an' i Madiana tany amin' ny tanin' i Moaba. | Husham mourut et à sa place régna Hadad>, fils de Bedad>, qui battit les Madianites> dans les Champs> de Moab>; sa ville s' appelait Avvit>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 3.18 | Malchiram> also, and Pedaiah>, and Shenazar>, Jecamiah>, Hoshama>, and Nedabiah>. | ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia. | Melkirama, Fadaia, Senezera, Jesemiasa, Samà, ary Nadabiasa. | puis Malkiram>, Pedaya>, Shéneaççar>, Yeqamya>, Hoshama>, Nedabya>. |