| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 7.22 | And the three hundred blew the trumpets, and the Lord> set every man' s sword against his fellow, even throughout all the host: and the host fled to Bethshittah> in Zererath>, and to the border of Abelmeholah>, unto Tabbath. | Dia nitsoka ny anjomara ny telon-jato lahy, ary nampifamelezin' i Jehovah tamin' ny sabatra ny miaramila eran' ny toby rehetra, dia nandositra hatrany Beti-sita izy ka hatrany Zereraha sy hatramin' ny fari-tanin' i Abela-mehola akaiky an' i Tabata. | Izy telon-jato lahy moa nitsoka ny trompetra; Iaveh kosa nampifamely sabatra ny Madianita sy ny tao an-toby rehetra. Nandositra ny toby hatrany Beti-Seta mankany Sarera ka hatrany amin' ny sisin-tanin' i Abela-Meholà akaikin' i Tebata. | Pendant que les trois cents sonnaient du cor, Yahvé> fit que dans tout le camp chacun tournait l'épée contre son camarade. Tous s' enfuirent jusqu'à Bet-ha-Shitta>, vers Çartân>, jusqu'à la rive d' Abel-Mehola> vis-à-vis de Tabbat. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 18.8 | Likewise from Tibhath>, and from Chun>, cities of Hadarezer>, brought David> very much brass, wherewith Solomon> made the brasen sea, and the pillars, and the vessels of brass. | Ary tao Tibata sy Kona, tanànan' i Hadarezera, no nahazoan' i Davida babo varahina be dia be, ary izany no nanaovan' i Solomona ilay tavin-drano varahina lehibe sy ny andry ary ny fanaka varahina. | Varahina be dia be koa no nalain' i Davida tao Tebata sy Kona tanànan' i Adarezera, ary izany no nanaovan' i Salomona ilay ranomasina varahina sy ny andry amam-panaka varahina. | De Tibhat> et de Kûn>, villes de Hadadézer>, David> enleva une énorme quantité de bronze dont Salomon> fit la Mer> de bronze, les colonnes et les ustensiles de bronze. |