Chapitres et versets citant Marà

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 15.23 And when they came to Marah, they could not drink of the waters of Marah, for they were bitter: therefore the name of it was called Marah. Dia tonga tao Mara izy, fa tsy nahasotro ny rano tao Mara, satria nangidy izany; koa izany no nanaovany ny anarany hoe Mara Nony tonga tao Mara izy ireo tsy nahasotro ny rano tao Marà fa nangidy ny rano, ka izany no niantsoana io fitoerana io hoe Marà. Mais quand ils arrivèrent à Mara ils ne purent boire l' eau de Mara, car elle était amère, c' est pourquoi on l' a appelé Mara.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.8 And they departed from before Pihahiroth, and passed through the midst of the sea into the wilderness, and went three days' journey in the wilderness of Etham, and pitched in Marah. Ary nony niala tandrifin' i Hahirota izy, dia nandeha nita teo afovoan' ny ranomasina ho any an-efitra, dia nandeha lalan-kateloana tany an-efitra Etama izy ka nitoby tao Mara. Niala teo anoloan' i Fihahirota izy, dia nita ny ranomasina ho any an' efitra. Nony nandeha làlan-kateloana tany an' efitra Etama izy dia nitoby tao Marà. Ils partirent de Pi-Hahirot, ils gagnèrent le désert en passant à travers la mer, et après trois jours de marche dans le désert d'Étam ils campèrent à Mara.
Nom / Fan 33.9 And they removed from Marah, and came unto Elim: and in Elim were twelve fountains of water, and threescore and ten palm trees; and they pitched there. Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin' ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo izy. Niala tao Marà izy dia tonga tao Elima izay nisy loharano roa ambin' ny folo, sy foto-drofia fitopolo, ka nitoby tao. Ils partirent de Mara et arrivèrent à Élim. A Élim il y a douze sources d' eau et soixante-dix palmiers ; ils campèrent là.

  Ruth Rota Rota Livre de Ruth
...............
Rot Rt 1.20 And she said unto them, Call me not Naomi, call me Mara: for the Almighty hath dealt very bitterly with me. Fa hoy izy taminy: Aza atao hoe Naomy intsony aho, fa ataovy hoe Mara, satria mangidy indrindra ny nataon' ny Tsitoha amiko. Dia hoy izy tamin' ireo: Aza atao hoe Noemì intsony aho, fa ataovy hoe Marà, fa nataon' ny Tompo safotry ny mangidy aho. " Ne m' appelez plus Noémi, leur répondit-elle, appelez-moi Mara, car Shaddaï m' a remplie d' amertume.