| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 19.12 | And turned from Sarid> eastward toward the sunrising unto the border of Chislothtabor>, and then goeth out to Daberath, and goeth up to Japhia>, | dia nitodika niantsinanana hatrany Sarida ka hatramin' ny fari-tanin' i Rislota-tabara, dia nandroso hatrany Daberata ka niakatra hatrany Jafia, | Avy eo Sarida dia niolaka niantsinanana manandrify ny masoandro miposaka hatrany amin' ny faritr' i Keseleta-Taboro, nihatra hatrany Dabereta, ary niakatra hatrany Jafie. | La frontière tournait de Sadud> vers l' est, là où le soleil se lève, jusqu'à la frontière de Kislot-Tabor>, elle aboutissait vers Daberat et montait à Yaphia>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 21.28 | And out of the tribe of Issachar>, Kishon> with her suburbs, Dabareh> with her suburbs, | ary avy tamin' ny firenen' Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy, | Avy ami' ny fokon' Isakara: Kesiona sy ny manodidina azy; | De la tribu d' Issachar>, Qishyôn> et ses pâturages, Daberat et ses pâturages, | 
| Jos 21.29 | Jarmuth> with her suburbs, Engannim> with her suburbs; four cities. | ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; | Dabereta sy ny manodidina azy; Jaramota sy ny manodidina azy, En-Ganima sy ny manodidina azy: tanàna efatra. | Yarmut> et ses pâturages, et En-Gannim> et ses pâturages : quatre villes. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 6.57 | And to the sons of Aaron> they gave the cities of Judah>, namely, Hebron>, the city of refuge, and Libnah> with her suburbs, and Jattir>, and Eshtemoa>, with their suburbs, | ary ny avy tamin' ny firenen' Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy | avy amin' ny fokon' Isakara: Kedesa, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Dabereta, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; | sur la tribu d' Issachar>, Cadès> et ses pâturages, Daberat et ses pâturages, |