Chapitres et versets citant Gesorita

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 3.14 Jair the son of Manasseh took all the country of Argob unto the coasts of Geshuri and Maachathi; and called them after his own name, Bashanhavothjair, unto this day. Jaïra, zanak' i Manase, no nahafaka ny tany Argoba rehetra, hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita; ary ny anaran' izany (dia Basana) nataony hoe Havota-jaira, araka ny anaran-tenany ihany, mandraka androany). Jaira, zanak' i Manase no nahazo ny tany Argoba, hatramin' ny sisin-tanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ary nantsoiny amin' ny anarany ny vohitr' i Basàna izay atao hoe vohitr' i Jaira, mandrak' androany. Yaïr, fils de Manassé, s'était emparé de toute la confédération d' Argob jusqu' aux frontières des Geshurites et des Maakatites, qu' il appela - ce Bashân - de son nom " Douars de Yaïr " jusqu'à ce jour.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 12.5 And reigned in mount Hermon, and in Salcah, and in all Bashan, unto the border of the Geshurites and the Maachathites, and half Gilead, the border of Sihon king of Heshbon. sy nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona sy tany Saleka ary tany Basana rehetra hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak' i Gileada, fari-tanin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona. ny takatry ny fahefany dia ny tendrombohitra Hermona, Salekà, Basàna rehetra, hatramin' ny faritry ny tanin' ny Gesorima sy ny Makatiana ary ny antsasak' i Galaada, faritanin' i Sehona mpanjakan' i Hesebona. avait pour domaine le mont Hermon et Salka, tout le Bashân jusqu'à la frontière des Geshurites et des Maakatites, et la moitié de Galaad jusqu' aux frontières de Sihôn, roi de Heshbôn.
...............
Jos 13.2 This is the land that yet remaineth: all the borders of the Philistines, and all Geshuri, Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an' ny Filistina sy ny Gesorita rehetra, Fa izao no tany sisa: ny faritanin' ny Filistina rehetra sy ny an' ny Gesoriana rehetra, Voici tout le pays qui reste : " Tous les districts des Philistins et tout le pays des Geshurites;
...............
Jos 13.11 And Gilead, and the border of the Geshurites and Maachathites, and all mount Hermon, and all Bashan unto Salcah; ary Gileada sy ny tanin' ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka, Galaada, ny faritanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Salekà; Puis le Galaad et le territoire des Geshurites et des Maakatites, avec tout le massif de l' Hermon et le Bashân en entier, jusqu'à Salka;
...............
Jos 13.13 Nevertheless the children of Israel expelled not the Geshurites, nor the Maachathites: but the Geshurites and the Maachathites dwell among the Israelites until this day. Kanefa tsy mba noroahin' ny Zanak' Isiraely ny Gesorita sy ny Makatita; fa mitoetra eo amin' ny Zanak' Isiraely mandraka androany ny Gesorita sy ny Makatita. Ny Gesoriana sy ny Makatiana anefa tsy mba noroahin' ny zanak' Israely ka samy mbola mitoetra eo amin' ny zanak' Israely mandrak' androany i Gesora sy Makata. Mais les Israélites ne dépossédèrent pas les Geshurites ni les Maakatites, aussi Geshur et Maaka sont-ils encore aujourd' hui au milieu d' Israël.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 27.8 And David and his men went up, and invaded the Geshurites, and the Gezrites, and the Amalekites: for those nations were of old the inhabitants of the land, as thou goest to Shur, even unto the land of Egypt. Ary Davida sy ny olony niakatra ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita; fa ireo nonina tamin' ny tany hatrizay ela izay, dia hatrany akaikin' i Sora, hatramin' ny tany Egypta. Niakatra Davida sy ny olony ary nanafika ny Gesoriana sy ny gerziana ary ny Amalesita, fa olona nonina any an-kilan' i Sora ka hatrany amin' ny tany Ejipta izy ireo izany ela izany. David et ses gens partirent en razzia contre les Geshurites, les Girzites et les Amalécites, car telles sont les tribus habitant la région qui va de Télam en direction de Shur et jusqu'à la terre d'Égypte.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.23 And he took Geshur, and Aram, with the towns of Jair, from them, with Kenath, and the towns thereof, even threescore cities. All these belonged to the sons of Machir the father of Gilead. Ary nalain' i Gesora sy Arama tamin' ny Jairita ny tanàna madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. Nalain' ny Gesoriana sy ny Siriana taminy ny vohitr' i Jaira, sy Kanata mbamin' ny tanàna momba azy, tanàna enimpolo. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Makira, rain' i Galaada. Puis Aram et Geshur leur prirent les Douars de Yaïr, Qenat et ses dépendances, soixante villes. Tout cela appartenait aux fils de Makir père de Galaad.