| 
 | 
|  | 1st Book of Kings | 1 Mpanjaka | Mpanjaka I | 1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 16.21 | Then were the people of Israel> divided into two parts: half of the people followed Tibni the son of Ginath>, to make him king; and half followed Omri>. | Ary tamin' izany dia nizara roa ny lehilahy amin' ny Isiraely: ny antsasany nomba an i Tibny, zanak' i Ginata, hampanjaka azy; ary ny antsasany kosa nomba an' i Omry. | Nizara ho antokony roa ny vahoaka amin' Israely tamin' izay, ny antsasaky ny vahoaka moa nomba an' i Tebnì, zanak' i Gineta hampanjaka azy, ary ny antsasany nomba an' i Amrì. | Alors le peuple d' Israël> se divisa : une moitié se rallia à Tibni fils de Ginat>, pour le faire roi, l' autre moitié à Omri>. | 
| 1Mp 16.22 | But the people that followed Omri> prevailed against the people that followed Tibni the son of Ginath>: so Tibni died, and Omri> reigned. | Fa ny olona izay nomba an' i Omry naharesy ny olona izay nomba an' i Tibny, zanak' i Ginata; ka dia maty Tibny, ary Omry no nanjaka. | Resin' ny nomba an' i Amrì ny nomba an' i Tebnì, zanak' i Gineta, ka dia maty Tebnì, ary Amrì no nanjaka. | Mais le parti d' Omri> l' emporta sur celui de Tibni fils de Ginat> ; Tibni mourut et Omri> devint roi. |