| 
 | 
|  | 1st Samuel | 1 Samoela | Samoela I | 1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 7.12 | Then Samuel> took a stone, and set it between Mizpeh> and Shen>, and called the name of it Ebenezer>, saying, Hitherto hath the Lord> helped us. | Ary Samoela naka vato ka nanorina azy teo anelanelan' i Mizpa sy Sena, ary ny anarany nataony hoe Ebenezera; fa hoy izy: Efa novonjen' i Jehovah isika hatramin' izao. | Naka vato Samoela napetrany teo anelanelan' i Masfà sy Sena, ary nomeny anarana hoe Eben-Ezera, fa hoy izy: Efa novonjen' ny Tompo isika hatramin' izao. | Alors Samuel> prit une pierre et la dressa entre Miçpa> et La Dent, et il lui donna le nom d'Ében-ha-Ézèr>, en disant : " C' est jusqu' ici que Yahvé> nous a secourus. " | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.35 | The children of Senaah, three thousand and six hundred and thirty. | ny zanak' i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo. | telopolo sy enin-jato sy telo arivo ny taranak' i Senaà. | les fils de Senaa : 3.630. | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 3.3 | But the fish gate did the sons of Hassenaah> build, who also laid the beams thereof, and set up the doors thereof, the locks thereof, and the bars thereof. | Ary ny vavahadin-kazandrano dia narafitry ny zanak' i Hasena, izy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. | Ny taranak' i Senaà no nanao ny vavahadin' ny Hazandrano, nataony teo ny sakamandimby, dia nalatsany ny lela-vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany; | Les fils de Ha-Senaa> construisirent la porte des Poissons>; ils en firent la charpente, fixèrent ses battants, verrous et barres. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.38 | The children of Senaah, three thousand nine hundred and thirty. | ny zanak' i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo. | telopolo sy sivin-jato sy telo arivo, ny zanak' i Senaà. | les fils de Senaa : 3.930. |