| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 15.37 | Zenan>, and Hadashah>, and Migdalgad>, | ary Zenana sy Hadasa sy Migdala-gada | Sanana, Hadasà, Magdala-Gada, | Çenân>. Hadasha>, Migdal-Gad>, | 
| 
 | 
|  | Book of Esther | Estera | Estera | Livre d'Esther | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Est 2.7 | And he brought up Hadassah, that is, Esther>, his uncle' s daughter: for she had neither father nor mother, and the maid was fair and beautiful; whom Mordecai>, when her father and mother were dead, took for his own daughter. | Ary izy nitaiza an' i Hadasa (Estera izany), zanakavavin' ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin' i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny. | Izy no nitaiza an' i Edisa izay hoe Estera, zana-drahalahin-drainy, fa tsy nanan-dray na reny intsony razazavavy. Sady bikana no tsara tarehy razazavavy; nony maty rainy aman-dreniny, dia natsangan' i Mardokea ho zanany izy. | et élevait alors une certaine Hadassa, autrement dit Esther>, fille de son oncle, car orpheline de père et de mère. Elle avait belle prestance et agréable aspect, et, à la mort de ses parents, Mardochée> l' avait prise avec lui comme si elle eût été sa fille. |