| 
 | 
|  | Deuteronomy | Fifanekena na Detoronomia | Fifanekena na Detoronomy | Le Deutéronome | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Deo / Dt 3.10 | All the cities of the plain, and all Gilead>, and all Bashan>, unto Salchah and Edrei>, cities of the kingdom of Og> in Bashan>. | dia ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka sy Gileada rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka sy Edrehy, dia ny tanàna amin' ny fanjakan' i Oga tany Basana. | dia ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka, Galaada rehetra ary Basàna rehetra, hatrany Selkà sy Edraìa, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga tany Basàna. | toutes les villes du Haut-Plateau>, tout le Galaad> et tout le Bashân> jusqu'à Salka et Édréï>, capitales d' Og> en Bashân>. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 12.5 | And reigned in mount Hermon>, and in Salcah>, and in all Bashan>, unto the border of the Geshurites> and the Maachathites>, and half Gilead>, the border of Sihon> king of Heshbon>. | sy nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona sy tany Saleka ary tany Basana rehetra hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak' i Gileada, fari-tanin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona. | ny takatry ny fahefany dia ny tendrombohitra Hermona, Salekà, Basàna rehetra, hatramin' ny faritry ny tanin' ny Gesorima sy ny Makatiana ary ny antsasak' i Galaada, faritanin' i Sehona mpanjakan' i Hesebona. | avait pour domaine le mont Hermon> et Salka, tout le Bashân> jusqu'à la frontière des Geshurites> et des Maakatites>, et la moitié de Galaad> jusqu' aux frontières de Sihôn>, roi de Heshbôn>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 13.11 | And Gilead>, and the border of the Geshurites> and Maachathites>, and all mount Hermon>, and all Bashan> unto Salcah>; | ary Gileada sy ny tanin' ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka, | Galaada, ny faritanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Salekà; | Puis le Galaad> et le territoire des Geshurites> et des Maakatites>, avec tout le massif de l' Hermon> et le Bashân> en entier, jusqu'à Salka; | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.11 | And the children of Gad> dwelt over against them, in the land of Bashan> unto Salcah>: | Ary ny taranak' i Gada nonina tandrifiny, teny amin' ny tany Basana hatrany Saleka; | Ny taranak' i Gada, dia nonina tandrifin' ireo, tao amin' ny tany Basàna hatrany Selkà, dia ireto: | A leur côté, les fils de Gad> habitaient le pays du Bashân> jusqu'à Salka : |