| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 14.6 | They were ware of it, and fled unto Lystra and Derbe>, cities of Lycaonia>, and unto the region that lieth round about: | ka fantany izany, dia nandositra nankany Lystra sy Derbe, tanàna any Lykaonia, mbamin' ny tany manodidina, izy, | saingy reny izany, ka lasa nankany Listra sy Derbe, tanàna any Likaonia, ary tamin' ny tany rehetra manodidina izy ireo, dia nitory ny Evanjely tany. | Mais s' en étant rendu compte, ils allèrent chercher refuge dans les villes de la Lycaonie>, Lystres, Derbé> et leurs environs, | 
| Asa 14.7 | And there they preached the gospel. | dia nitory ny filazantsara tany. | Tany Listra, nisy lehilahy anankiray nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy mbola namindra, fa nipetraka hatrany hatrany. | où ils se mirent à annoncer la Bonne> Nouvelle>. | 
| Asa 14.8 | And there sat a certain man at Lystra, impotent in his feet, being a cripple from his mother' s womb, who never had walked: | Ary nisy lehilahy anankiray nipetraka tany Lystra nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny ka tsy afaka namindra; | Nihaino an' i Paoly nitory teny izy io, ary nibanjina azy Paoly, ka nahita fa nino izy fa ho sitrana, | Il y avait là, assis, un homme perclus des pieds ; impotent de naissance, il n' avait jamais marché. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 14.20 | Howbeit, as the disciples stood round about him, he rose up, and came into the city: and the next day he departed with Barnabas> to Derbe>. | Fa nony nanodidina azy ny mpianatra, dia nitsangana izy ka lasa niakatra tao an-tanàna. Ary nony ampitso dia niala tao izy sy Barnabasy ka nankany Derbe. | Ary rahefa nitory ny Evanjely tamin' izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina tany Listra sy Ikonioma ary Antiokia, | Mais, comme les disciples faisaient cercle autour de lui, il se releva et rentra dans la ville. Et le lendemain, avec Barnabé>, il partit pour Derbé>. | 
| Asa 14.21 | And when they had preached the gospel to that city, and had taught many, they returned again to Lystra, and to Iconium>, and Antioch>, | Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin' izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray izy, | nankahery fo ny mpianatra, sy namporisika azy haharitra amin' ny finoana, ary nilaza fa amim-piaretana fahoriana betsaka no tsy maintsy hidirantsika amin' ny fanjakan' Andriamanitra. | Après avoir évangélisé> cette ville et y avoir fait bon nombre de disciples, ils retournèrent à Lystres, Iconium> et Antioche>. | 
| Asa 16.1 | Then came he to Derbe> and Lystra: and, behold, a certain disciple was there, named Timotheus>, the son of a certain woman, which was a Jewess>, and believed; but his father was a Greek>: | Dia tonga tany Derbe sy Lystra koa izy; ary, indro, nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timoty - zanaky ny vehivavy Jiosy izay nino, fa jentilisa rainy - | Dia tonga tany Derbe sy Listra izy, ary indro nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timote, zanaky ny vehivavy jody sady mpino, fa ny rainy no jentily. | Il gagna ensuite Derbé>, puis Lystres. Il y avait là un disciple nommé Timothée>, fils d' une Juive> devenue croyante, mais d' un père grec. | 
| Asa 16.2 | Which was well reported of by the brethren that were at Lystra and Iconium>. | ary tsara laza teo amin' ny rahalahy tany Lystra sy Ikonioma izy. | Tsara laza tamin' ny rahalahy tao Listra sy Ikonioma izy, | Les frères de Lystres et d' Iconium> lui rendaient un bon témoignage. | 
| 
 | 
|  | 2nd Letter to Timothy | 2 Timoty | Timote II | 2ème Épître de Saint Paul à Timothée | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tm 3.11 | Persecutions, afflictions, which came unto me at Antioch>, at Iconium>, at Lystra; what persecutions I endured: but out of them all the Lord> delivered me. | ny nanenjehana ahy, ny fahoriana izay nanjo ahy tany Antiokia, tany Ikonioma, tany Lystra, dia ny fanenjehana izay niaretako; ary ny Tompo nahafaka ahy tamin' izany rehetra izany. | ny fanenjehana sy ny fahoriana nanjo ahy, toy ny tany Antiokia sy tany Ikonioma ary tany Listra; niaritra fanenjehana tokoa aho, fa nanafaka ahy hatrany ny Tompo. | dans les persécutions et les souffrances qui me sont survenues à Antioche>, à Iconium>, à Lystres. Quelles> persécutions n' ai-je pas eu à subir ! Et de toutes le Seigneur m' a délivré. |