<-
->

1Kr / 1Kor 1:1 Paul called to be an apostle of Jesus Christ through the will of God, and Sosthenes our brother, Paoly, voantso ho Apostolin' i Jesosy Kristy noho ny sitrapon' Andriamanitra, ary Sostena rahalahy, Paoly voaantso ho Apostolin' i Jeso-Kristy noho ny sitrapon' Andriamanitra, sy Sostena rahalahy Paul, appelé à être apôtre du Christ Jésus par la volonté de Dieu, et Sosthène, le frère,
1Kr / 1Kor 1:2 Unto the church of God which is at Corinth, to them that are sanctified in Christ Jesus, called to be saints, with all that in every place call upon the name of Jesus Christ our Lord, both their' s and our' s: mamangy ny fiangonan' Andriamanitra any Korinto, dia izay nohamasinina ao amin' i Kristy Jesosy, olona voantso sady masina, mbamin' izay rehetra miantso ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika eny amin' ny tany rehetra, dia azy sy antsika: mamangy ny Eglizin' Andriamanitra any Korinto, dia ireo mpino nohamasinina ao amin' i Jeso-Kristy, olona voaantso sady masina, mbamin' izay rehetra miantso ny anaran' i Jeso-Kristy Tompontsika, na aiza na aiza misy azy: à l'Église de Dieu établie à Corinthe, à ceux qui ont été sanctifiés dans le Christ Jésus, appelés à être saints avec tous ceux qui en tout lieu invoquent le nom de Jésus Christ, notre Seigneur, le leur et le nôtre ;
1Kr / 1Kor 1:3 Grace be unto you, and peace, from God our Father, and from the Lord Jesus Christ. ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin' Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin' Andriamanitra Raintsika, sy Jeso-Kristy Tompo. à vous grâce et paix de par Dieu, notre Père, et le Seigneur Jésus Christ !
1Kr / 1Kor 1:4 I thank my God always on your behalf, for the grace of God which is given you by Jesus Christ; Misaotra an' Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan' Andriamanitra izay nomena anareo ao amin' i Kristy Jesosy, Isaorako an' Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, noho ny fahasoavan' Andriamanitra nomena anareo ao amin' i Jeso-Kristy: Je rends grâces à Dieu sans cesse à votre sujet pour la grâce de Dieu qui vous a été accordée dans le Christ Jésus ;
1Kr / 1Kor 1:5 That in every thing ye are enriched by him, in all utterance, and in all knowledge; dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin' ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra, fa noho ny firaisanareo aminy, tonga manan-karena amin' ny zavatra rehetra hianareo, dia amin' ny teny rehetra sy amin' ny fahalalana rehetra; car vous avez été comblés en lui de toutes les richesses, toutes celles de la parole et toutes celles de la science,
1Kr / 1Kor 1:6 Even as the testimony of Christ was confirmed in you: araka ny niorenan' ny filazana an' i Kristy teo aminareo, ary noho ny niorenan' ny Evanjelin' ny Kristy eo aminareo, à raison même de la fermeté qu' a prise en vous le témoignage du Christ.
1Kr / 1Kor 1:7 So that ye come behind in no gift; waiting for the coming of our Lord Jesus Christ: ka dia tsy latsaka amin' ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan' i Jesosy Kristy Tompontsika, dia tsy latsa-danja noho ny hafa hianareo amin' ny fahasoavana rehetra, any ka miandry amim-pitokisana ny fisehoan' i Jeso-Kristy Tompontsika. Aussi ne manquez-vous d' aucun don de la grâce, dans l' attente où vous êtes de la Révélation de notre Seigneur Jésus Christ.
1Kr / 1Kor 1:8 Who shall also confirm you unto the end, that ye may be blameless in the day of our Lord Jesus Christ. Izay hampiorina anareo koa hatramin' ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny ianareo amin' ny andron' i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy ihany koa no hampiorina anareo hatramin' ny farany, mba tsy hanan-tsiny hianareo amin' ny andron' i Jeso-Kristy Tompontsika. C' est lui qui vous affermira jusqu' au bout, pour que vous soyez irréprochables au Jour de notre Seigneur Jésus Christ.
1Kr / 1Kor 1:9 God is faithful, by whom ye were called unto the fellowship of his Son Jesus Christ our Lord. Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin' ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika. Eny, mahatoky Andriamanitra izay niantso anareo hiray amin' ny Zanany, dia Jeso-Kristy Tompontsika. Il est fidèle, le Dieu par qui vous avez été appelés à la communion de son Fils, Jésus Christ notre Seigneur. Les divisions entre fidèles.
1Kr / 1Kor 1:10 Now I beseech you, brethren, by the name of our Lord Jesus Christ, that ye all speak the same thing, and that there be no divisions among you; but that ye be perfectly joined together in the same mind and in the same judgment. Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra. Mihanta aminareo amin' ny anaran' i Jeso-Kristy Tompontsika, aho, ry rahalahy, mba hiray teny daholo hianareo, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa ho tafakambana tsara amim-piraisan-tsaina sy hevitra avokoa hianareo. Je vous en prie, frères, par le nom de notre Seigneur Jésus Christ, ayez tous même langage ; qu' il n' y ait point parmi vous de divisions ; soyez étroitement unis dans le même esprit et dans la même pensée.
1Kr / 1Kor 1:11 For it hath been declared unto me of you, my brethren, by them which are of the house of Chloe, that there are contentions among you. Fa efa voalazan' ny avy amin' ny ankohonan' i Kloa tamiko ny amin' ny toetrareo, ry rahalahiko, fa misy fifampiandaniana eo aminareo. Reko tamin-dry Kloe anie ny aminareo eo, fa hoe misy fifandirana ao aminareo; En effet, mes frères, il m' a été signalé à votre sujet par les gens de Chloé qu' il y a parmi vous des discordes.
1Kr / 1Kor 1:12 Now this I say, that every one of you saith, I am of Paul; and I of Apollos; and I of Cephas; and I of Christ. Izao anefa no anaovako izany: Hianareo samy manao hoe: Izaho an' i Paoly, na: Izaho an' i Apolosy, na: Izaho an' i Kefasy, na: Izaho an' i Kristy. izany hoe, ny sasany aminareo manao hoe: Izaho an' i Paoly; ny sasany kosa manao hoe: Izaho an' i Apolo, na izaho an' i Sefasy, na izaho an' ny Kristy! J' entends par là que chacun de vous dit : " Moi, je suis à Paul. " - " Et moi, à Apollos. " - " Et moi, à Céphas. " - " Et moi, au Christ. "
1Kr / 1Kor 1:13 Is Christ divided? was Paul crucified for you? or were ye baptized in the name of Paul? Voazarazara va Kristy? Paoly va no voahombo tamin' ny hazo fijaliana hamonjy anareo, sa ho amin' ny anaran' i Paoly no nanaovam-batisa anareo? Voazarazara va ny Kristy? Ary Paoly va no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana ho anareo? Sa tamin' ny anaran' i Paoly no natao batemy hianareo? Le Christ est-il divisé ? Serait-ce Paul qui a été crucifié pour vous ? Ou bien serait-ce au nom de Paul que vous avez été baptisés ?
1Kr / 1Kor 1:14 I thank God that I baptized none of you, but Crispus and Gaius; Misaotra an' Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo afa-tsy Krispo sy Gaio, Misaotra an' Andriamanitra aho, fa tsy nisy nataoko batemy hianareo, afa-tsy Krisposa sy Kaïosa, Je rends grâces de n' avoir baptisé aucun de vous, si ce n' est Crispus et Caïus,
1Kr / 1Kor 1:15 Lest any should say that I had baptized in mine own name. fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin' ny anarako ianareo. mba tsy hisy hahazo milaza fa natao batemy tamin' ny anarako. de sorte que nul ne peut dire que vous avez été baptisés en mon nom.
1Kr / 1Kor 1:16 And I baptized also the household of Stephanas: besides, I know not whether I baptized any other. Nefa mba efa nanao batisa ny ankohonan' i Stefanasy koa aho; afa-tsy ireo dia tsy hitako izay nataoko batisa. Nataoko batemy ihany koa ny fianakavian' i Stefanasy, fa tsy hitako izay nataoko batemy afa-tsy ireo. Ah si ! j' ai baptisé encore la famille de Stéphanas. Pour le reste, je ne sache pas avoir baptisé quelqu' un d' autre.
1Kr / 1Kor 1:17 For Christ sent me not to baptize, but to preach the gospel: not with wisdom of words, lest the cross of Christ should be made of none effect. Fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin' ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazo fijalian' i Kristy. Tsy ny hanao batemy no nanirahan' ny Kristy ahy, fa ny hitory ny Evanjely. Tsy tamin' ny laha-teny kanto anefa, fandrao foanan' izany ny hazo fijalian' ny Kristy. Car le Christ ne m' a pas envoyé baptiser, mais annoncer l'Évangile, et cela sans la sagesse du langage, pour que ne soit pas réduite à néant la croix du Christ.
1Kr / 1Kor 1:18 For the preaching of the cross is to them that perish foolishness; but unto us which are saved it is the power of God. Fa ny teny ny amin' ny hazo fijaliana dia fahadalana amin' izay ho very, fa herin' Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. Fa hadalana ny fampianarana ny amin' ny hazo fijaliana ho an' izay very, ary herin' Andriamanitra kosa izany amintsika voavonjy, Le langage de la croix, en effet, est folie pour ceux qui se perdent, mais pour ceux qui se sauvent, pour nous, il est puissance de Dieu.
1Kr / 1Kor 1:19 For it is written, I will destroy the wisdom of the wise, and will bring to nothing the understanding of the prudent. Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren' ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan' ny mahalala (Isa. 29. 14). satria voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren' ny hendry; ary holaviko ny fahaizan' ny mahay. Car il est écrit : Je détruirai la sagesse des sages, et l' intelligence des intelligents je la rejetterai.
1Kr / 1Kor 1:20 Where is the wise? where is the scribe? where is the disputer of this world? hath not God made foolish the wisdom of this world? Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin' izao tontolo izao? Tsy nampodin' Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren' izao tontolo izao? Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitr' izao tontolo izao? Tsy nahariharin' Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren' izao tontolo izao? Où est-il, le sage ? Où est-il, l' homme cultivé ? Où est-il, le raisonneur de ce siècle ? Dieu n' a-t-il pas frappé de folie la sagesse du monde ?
1Kr / 1Kor 1:21 For after that in the wisdom of God the world by wisdom knew not God, it pleased God by the foolishness of preaching to save them that believe. Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren' Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an' Andriamanitra, ka dia ny fahadalan' ny fitorian-teny no sitrak' Andriamanitra hamonjeny izay mino; Fa noho ny fahendren' Andriamanitra, dia tsy nahalala an' Andriamanitra ny fahendren' izao tontolo izao ka dia hadalan' ny fitorian-teny no sitrak' Andriamanitra hamonjena an' izay mino. Puisqu' en en effet le monde, par le moyen de la sagesse, n' a pas reconnu Dieu dans la sagesse de Dieu, c' est par la folie du message qu' il a plu à Dieu de sauver les croyants.
1Kr / 1Kor 1:22 For the Jews require a sign, and the Greeks seek after wisdom: fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena, Fa ny Jody mila famantarana; ny jentily mitady fahendrena; Alors que les Juifs demandent des signes et que les Grecs sont en quête de sagesse,
1Kr / 1Kor 1:23 But we preach Christ crucified, unto the Jews a stumblingblock, and unto the Greeks foolishness; fa izahay kosa mitory an' i Kristy voahombo tamin' ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin' ny Jiosy ary fahadalana amin' ny jentilisa, ary izahay kosa mitory ny Kristy voafantsika tamin' ny hazo fijaliana. Fanafintohinana amin' ny Jody izany, ary fahadalana amin' ny jentily; nous proclamons, nous, un Christ crucifié, scandale pour les Juifs et folie pour les païens,
1Kr / 1Kor 1:24 But unto them which are called, both Jews and Greeks, Christ the power of God, and the wisdom of God. fa amin' izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin' Andriamanitra sy fahendren' Andriamanitra. fa ny Kristy herin' Andriamanitra sy fahendren' Andriamanitra kosa amin' izay voaantso, na Jody na jentily. mais pour ceux qui sont appelés, Juifs et Grecs, c' est le Christ, puissance de Dieu et sagesse de Dieu.
1Kr / 1Kor 1:25 Because the foolishness of God is wiser than men; and the weakness of God is stronger than men. Fa ny fahadalan' Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen' Andriamanitra mahery noho ny olona. Fa izay toa fahadalan' Andriamanitra dia hendry noho ny fahendren' ny olombelona, ary izay toa fahalemen' Andriamanitra dia mahery noho ny herin' ny olombelona. Car ce qui est folie de Dieu est plus sage que les hommes, et ce qui est faiblesse de Dieu est plus fort que les hommes.
1Kr / 1Kor 1:26 For ye see your calling, brethren, how that not many wise men after the flesh, not many mighty, not many noble, are called: Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy no olona mahery, tsy firy no avo razana; Jereo ange, ry rahalahy, izato hianareo voaantso e: tsy firy no hendry araka ny nofo, tsy firy no mahery, tsy firy no avo razana! Aussi bien, frères, considérez votre appel : il n' y a pas beaucoup de sages selon la chair, pas beaucoup de puissants, pas beaucoup de gens bien nés.
1Kr / 1Kor 1:27 But God hath chosen the foolish things of the world to confound the wise; and God hath chosen the weak things of the world to confound the things which are mighty; fa ny adala amin' izao tontolo izao no nofidin' Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; ary ny malemy amin' izao tontolo izao no nofidin' Andriamanitra hampahamenatra ny mahery; fa izay ataon' izao tontolo izao ho adala no nofidin' Andriamanitra hampahamenatra ny hendry; izay ataon' izao tontolo izao ho malemy no nofidin' Andriamanitra hampahamenatra ny mahery; Mais ce qu' il y a de fou dans le monde, voilà ce que Dieu a choisi pour confondre les sages ; ce qu' il y a de faible dans le monde, voilà ce que Dieu a choisi pour confondre ce qui est fort ;
1Kr / 1Kor 1:28 And base things of the world, and things which are despised, hath God chosen, yea, and things which are not, to bring to nought things that are: ary ny iva razana amin' izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin' Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy, ary izay iva razana amana faneso amin' izao tontolo izao, dia ny atao ho tsy mizy aza, no nofidin' Andriamanitra hahatsinontsinona ny misy, ce qui dans le monde est sans naissance et ce que l' on méprise, voilà ce que Dieu a choisi ; ce qui n' est pas, pour réduire à rien ce qui est,
1Kr / 1Kor 1:29 That no flesh should glory in his presence. mba tsy hisy nofo hahazo mirehareha eo anatrehan' Andriamanitra. mba tsy hisy nofo hirehareha eo anatrehan' Andriamanitra. afin qu' aucune chair n' aille se glorifier devant Dieu.
1Kr / 1Kor 1:30 But of him are ye in Christ Jesus, who of God is made unto us wisdom, and righteousness, and sanctification, and redemption: Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin' i Kristy Jesosy, Izay nataon' Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika, Fa avy aminy no maha-ao amin' ny Kristy Jeso anareo, dia ilay nataon' Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana ary fahamasinana amam-panavotana ho antsika, Car c' est par Lui que vous êtes dans le Christ Jésus qui est devenu pour nous sagesse venant de Dieu, justice, sanctification et rédemption,
1Kr / 1Kor 1:31 That, according as it is written, He that glorieth, let him glory in the Lord. mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany (Jery. 9. 23). mba ho tanteraka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka ny Tompo no ho reharehany. afin que, comme il est écrit, celui qui se glorifie, qu' il se glorifie dans le Seigneur.

<-
->