<-
->

Lio / Lk 1:39 And Mary arose in those days, and went into the hill country with haste, into a city of Juda; Ary Maria niainga tamin' izany andro izany ka nandeha faingana ho any amin' ny tany havoana, ho ao an-tanàna anankiray any Joda; Niainga Maria tamin' izany andro izany, ka nandeha haingana ho any amin' ny tany be tendrombohitra, ho any an-tanàna anankiray any Jodà, En ces jours-là, Marie partit et se rendit en hâte vers la région montagneuse, dans une ville de Juda.