<-
->

Nom / Fan 26:59 And the name of Amram' s wife was Jochebed, the daughter of Levi, whom her mother bare to Levi in Egypt: and she bare unto Amram Aaron and Moses, and Miriam their sister. Ary ny anaran' ny vadin' i Amrama dia Jokebeda, zanakavavin' i Levy, izay naterany tany Egypta; dia niteraka an' i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin' i Amrama izy. Kaata niteraka an' i Amrama, ary ny anaran' ny vadin' i Amrama dia Jokabeda, zanakavavin' i Levì, izay nateraky ny reniny tamin' i Levì tany Ejipta, ary izy niteraka an' i Aarona sy Moizy ary Maria anabavin' ireo, tamin' i Amrama. La femme d' Amram se nommait Yokébed, fille de Lévi, qui lui était née en Égypte. Elle donna à Amram Aaron, Moïse et Miryam leur soeur.