<-
->

Nom / Fan 12:5 And the Lord came down in the pillar of the cloud, and stood in the door of the tabernacle, and called Aaron and Miriam: and they both came forth. Ary andri-rahona no nidinan' i Jehovah, ka nitsangana teo am-baravaran' ny trano-lay Izy; dia niantso an' i Arona sy Miriama Izy, ka nivoaka izy mianadahy. Ary Iaveh nidina tamin' ny andry rahona, ka nitoetra teo am-baravaran' ny trano lay. Niantso an' i Aarona sy Maria izy, dia nandroso izy mianadahy ireo; et Yahvé descendit dans une colonne de nuée et se tint à l' entrée de la Tente. Il appela Aaron et Miryam ; tous deux s' avancèrent.