<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 8:17 | But the bullock, and his hide, his flesh, and his dung, he burnt with fire without the camp; as the |
Fa ny hoditry ny vantotr' ombilahy sy ny henany ary ny tain-drorohany kosa dia nodorany tamin' ny afo teny ivelan' ny toby, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | Fa ny tenan' ny ombalahy kosa, ny hodiny, ny nofony, ary ny tain-drorohany, dia nodorany tany ivelan' ny toby, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Quant à la peau du taureau, sa chair et sa fiente, il les brûla hors du camp comme |